Mba zavatra tsara indray tantaraina eto eh

1. xxx ( 30/03/2004 13:50)
Aleo ry reto mba zavatra tsara indray no tantaraina amin'ity serasera ity fa tsy ity resaka masiso ifandroritana tsy misy farany ity foana an, mainty eh andevo eh, andriana eh, tanivo eh, tanindrana eh sns
Mba ilay fahatsaran'ny fiaraha-minona malagasy ambara eto.
2. aladin ( 30/03/2004 18:32)
ka mba arosoy ary le loahevitra tsara avy any aminao fa dinihina fôna 'ze tonga eo e!
3. alz ( 31/03/2004 06:52)
Andao ary hanao "HAPPYTON" é!
Samy milaza izay "vaovao mahafaly" nahasambatrambatra azy tato ho ato.
Atomboko ilay izy, dia samy milaza ny azy, fa mba hampisy effet-ny an'ilay izy any amin'ny moraly dia :
ilay frazy atomboka amin'ny hoe : " Ny ahy ny nahasambatra ahy dia...."
Atomboko zany :

Ny ahy ny nahasambatra ahy dia nihinana Tilapia tamin'alahady, dia nahazo hafatra tamin'ny namana".

Anareo zany zao fa tohizo :

Ny ahy ny nahasambatra ahy dia...
4. ravatorano ( 31/03/2004 07:29)
Hevitra mety ny an i alz ; ny ahy ny nahasambatra ahy dia nilanja zà tamin ny omaly dia nihena dimy kilao ary kely sisa dia ho tratrako ny ambanin ny zato.
sambatra be za
Zao koa mba aoka izay ity xxxx ity fa sao dia ho voafafa.Mba mijoroa fa aza miafin dava e
mamporisika izay mbola manao xxxx sahia mametraka anarana
misaotra :D
5. kitjo ( 31/03/2004 10:31)
hihihi
omeo recety raavtorano an
6. hendry ( 31/03/2004 14:01)
ny ahy ny nahafaly (aleo atao hoe faly fa mbola tsy sambatra aho koa) dia efa mihamafana ny andro.
7. nananie ( 31/03/2004 14:52)
Ny ahy nahasambatra ahy dia zao efa ho vankasy izao. Maivamaivana ery!

Alz, fa taiza enao no nahita tilapia?Zany trondro frais zany tsy fahita aty mantsy.
8. ikaretsaka ( 31/03/2004 19:09)
nananie> manjono ka.. mivoaka kelin'ny ville dia mamintana.. sa tsy mahazo any aminareo?
9. ikaretsaka ( 31/03/2004 19:11)
ny ahy ny nahafaly ahy dia mbola velona sy afaka manao ny zavatra tokony ataoko sy afaka miserasera aminarereo rehetra androany
10. fijo ( 31/03/2004 22:33)
tsy mahazo manjono aty raha tsy misy licensy.ary raha tratra dia miomana fa isaky ny trondro azo ny vola aloha.
ny ahy ny naha faly ahy dia nikaly indray aho androany.
11. alz ( 01/04/2004 09:36)
Nananie > any amin' Chinatown, fa raha samy anao pub ihany dia any amin'BAZAR BE koa hoan'ireo aa Paris.

Ny ahy ny nahafaly ahy dia natory bien be aho alina.

Tohizo ny kilalao e!
12. peluche ( 01/04/2004 13:57)
Ny ahy nahafaly ahy dia nahazo anamna vaovao androany
13. kitjo ( 01/04/2004 14:22)
ny ahy aloha nahfaly ahy androany d tratran poisson d avril be mitsy e,nisy olona te hantsoina fts ngamba tao d tena....hihihihi
esy eee,hhmmm
14. fijo ( 01/04/2004 22:26)
ny nahafaly ahy dia satria faly ianareo.
15. ikaretsaka ( 02/04/2004 02:26)
ny nahafaly ahy dia tsy nanaikyt ilai olona nataoko poissond'avril raha tsy namaly faty
16. nananie ( 02/04/2004 10:22)
Za ndray tsy faly adroany voan'ny enmerdement total. Loi de iza moa?
17. ikaretsaka ( 02/04/2004 19:11)
enmerdee ahoana le?
18. ralipo ( 03/04/2004 08:03)
Faly a fa hitako ity loha-havitra ity nahalalko ny marina momba anareo
19. ikaretsaka ( 03/04/2004 17:54)
lahy aho afaka manihany an-dralipo
20. hendry ( 05/04/2004 11:18)
faly aho fa mbola tsy nody ny deba.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1516