Mba zavatra tsara indray tantaraina eto eh

21. samoina ( 05/04/2004 15:30)
faly aho fa andro vitsy sisa de hikotrana kanetibe any vichy ary ahita namana falifaly bdb
22. alz ( 05/04/2004 16:28)
Ny ahy ny nahafaly ahy dia nisy nanome CD The best of BOB MARLEY aho androany.
23. samoina ( 05/04/2004 21:33)
faly aho fa misy namana mirevy Marley toa ahy koa kay.
24. ikaretsaka ( 06/04/2004 03:21)
faly aho fa tia mozika aby kay areo
25. kitjo ( 07/04/2004 16:25)
faly aho fa faly aby tsika kay,
26. xxx ( 08/04/2004 07:36)
Faly koa Za fa faly aby nareo.
27. voninkazokely ( 08/04/2004 08:33)
Ny ahy ny nahafaly ahy dia ny nahitako ity site Malagasy serasera ity.
28. kally ( 08/04/2004 08:47)
Faly aho fa hitako ihany ny kara-panondroko ef
29. jhouhlambout ( 08/04/2004 09:36)
Faly aho nohon'ny hafalianareo!!
30. fijo ( 08/04/2004 22:23)
faly aho fa hita ihany i kally(karatra io an)ary tsy lany laza i bob
31. ralipo ( 08/04/2004 22:52)
faly a fa hita i bob ary tsy lany laza ny karatry kally
32. kitjo ( 09/04/2004 14:47)
faly a fa misy olona ato mihinana gato anjoany,
mba zarao zay d faly aby tsika
33. ralipo ( 10/04/2004 04:40)
faly aho fa mihinana gato nefa tsy nizara
34. ikaretsaka ( 12/04/2004 00:27)
kaly aho fa misy manao alahelonkanina
35. ikaretsaka ( 13/04/2004 03:21)
faly aho fa nirarahan'ny zavatar betsaka androany
36. hendry ( 17/04/2004 11:39)
zavatra inona?
37. ikaretsaka ( 18/04/2004 00:46)
betsaka e
38. hendry ( 20/04/2004 14:20)
nisy zavatra niraraka hono.
39. kally ( 20/04/2004 15:56)
Hazavao ry reto izany zavatra niraraka izany a!
40. ikaretsaka ( 20/04/2004 22:54)
ko efa hoe zavatra betsaka ko.. anontanio i kitjo fa izy mahalala
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1661