Mba zavatra tsara indray tantaraina eto eh

41. kally ( 21/04/2004 08:28)
Ireo njay nareo an!faly aho fa mifankatia be ianareo.
42. sambatra73 ( 21/04/2004 11:08)
Zay vao itako ty resaka ty... ary tena maakasika ahy manokana, ataoko fa azonareo an-tsaina aviatrany oe naôna :)
Sambatra aho fa naazo tombon'andro mba izarako ny asambarako @ namana.
Ary tena sambatra aho maita olona mlaza fa faly izy sady vonona itantara zavatra tsara.

"Mitsikia, mirana endrika..." hoy ny tononkalon'i Rado
43. alz ( 21/04/2004 11:17)
"Sambatra iny lalana iny" Rado ihany.

Ny ahy ny nahafaly ahy dia ni-telefonina tany Dago androany.
44. nala ( 27/05/2004 17:23)
Faly aho fa tsy nifoha maraina androany.
45. fijo ( 27/05/2004 22:38)
faly aho satria be ny faly.
46. nikopol ( 01/06/2004 07:21)
Faly aho fa coup iray fotsiny dia nahafaty lalimanga be aho androany.
47. booboo ( 30/06/2004 13:13)
faly zà fa nihena iraika ny lalimanga eto an-tany
48. ikaretsaka ( 01/07/2004 03:43)
faly afa nisy lalimanga nanatody any .. tsy maty raha tsy coup double
49. fijo ( 01/07/2004 05:00)
lasa resaka lalimanga ity le.ih,ih,ih
mba tantely indray resahana e
50. booboo ( 01/07/2004 07:44)
hihihi
51. olly ( 01/07/2004 10:29)
ihihih ary misy mpiompy lalimanga kay ato!
faly aho fa nahita ity lhevitra ity.
52. booboo ( 01/07/2004 11:57)
satria misy lalimanga ve ? hihihihi
53. olly ( 01/07/2004 16:42)
eny :))
54. booboo ( 01/07/2004 20:30)
55. gandy ( 01/07/2004 21:05)
Toizo ny firesahana lalimanga ,sao izay no haharipaka azy e!
56. booboo ( 02/07/2004 06:15)
soa fa nisy an'i fijo tsy tia resa-dalimanga dé faly zà
57. atmos ( 02/07/2004 10:51)
Ny Lalimanga ange hono porte bonheur e, faly aho fa sendra lalimanga tato @ ity lohahevtra ty
58. kitjo ( 02/07/2004 11:12)
hahahhahhahah
faly aho fa efa maina ngamba le zvt niraraka t@ikaretsaka sa?hhihihih

faly a niditra tato @ ty hevitsa ty njay mijery ny hafalian namana
59. booboo ( 03/07/2004 07:51)
faly zà fa avy ny orana dé maheno fofon-tany mando !
60. kitjo ( 03/07/2004 08:35)
booboo> tanjemo fa mampihetsika sinusite iny fa iny zvt tsy tiany inddra an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1511