Mba zavatra tsara indray tantaraina eto eh
62. booboo
(
28/07/2004 10:57)
faly zà fa tsy nihetsika ny sinusite-ko nandritra izay deux semaine avy orana izay :-D :-D :-P
63. kitjo
(
28/07/2004 13:15)
ihhiihhihiih
faly ah fa faly booboo zany! faly koa za fa ande ho any Dago :P
faly ah fa faly booboo zany! faly koa za fa ande ho any Dago :P
64. booboo
(
29/07/2004 10:56)
faly zà manao " bon vôyazy " an'i kitjo sy zé rehetra mbola handeha :D. Fofo-tanin'i Dago fotsiny vôndalana alefaso anà :-D :-D
65. kitjo
(
29/07/2004 14:56)
tena mbola tsy hay!
tsy faly za fa mbola ataon ramaso anzany foana ny anarany :cry:
tsy faly za fa mbola ataon ramaso anzany foana ny anarany :cry:
66. yonikafopl
(
04/08/2004 11:51)
fa iza zany razatokilao ramaso?????
mba ho faly aho hahafantatra an'izany!!!!
faly aho fa faly daholo ny namana
mba ho faly aho hahafantatra an'izany!!!!
faly aho fa faly daholo ny namana
