Fiaraha-monina

gasyjean ( 16/01/2013 17:05)
Manao ahoana daholo ry mpiserasera!! Tsy fampitahorana izy ity fa fammpitandremana, Misy feo mandeha any ho any fa amin'ity taona 2013 ity dia hisy fanafinahana ho atao amin'ny firenena 35 ao amin'ny ... tohiny
novalian'i gasyjean ny 24/05/2013 14:43
Nehemiah ( 12/01/2013 07:09)
Tsy nahomby ny doka nataon'ny mpandà an'Andriamanitra tany @ Royaume-Uni. Toy izao no nanaovany azy. [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/2bf1a260edadc387bf1065274e03bb7f.jpg][img]http://fo... tohiny
nygasysoafifameno ( 02/01/2013 17:18)
Asaramanitra e taona vaovao 2013! Manasa antsika zanaka malagasy eto Madagasikara sy manerana izao tontolo izao iaraka mamaky ny RARY 2013 tena tsàra indrindra ho an'i Madagasikara ary mifandraika am... tohiny
novalian'i athenah21 ny 07/01/2013 13:40
ziva6 ( 21/12/2012 14:54)
Tena tsy azo antoka io vol io, tena hatahorana ihany, tokony hieritreritra @ fanovana ny fiaramanidina angamba [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=8WfW43f6zr8[/youtube]... tohiny
Nehemiah ( 11/12/2012 07:57)
Lanin'ny valala ny ampahatelon'i Madagasikara, nefa tsy mahita raha atao afa-tsy ny mandany vola tsy fantatra avy aiza @ Coliseum sy ny fanokanana azy miaraka @ "artistes" avy eran'i Madagasikara. Fa ... tohiny
novalian'i moi ny 23/05/2013 11:39
vonynive ( 11/12/2012 06:52)
valala tsy mandady harona ireto valalabemandry ao anaty haron-tabebaky ny fampanantenana lavareny. na samy valala indray mandry tokoa aza dia tsy indray mifoha, fa misy ireo efa naniry elatra ka lasa ... tohiny
pulm ( 07/12/2012 10:33)
Andro iasana ve ny @ talata sa tsia! be manko ny manatany anzany(privee)? tokony mba lazaina ofisialy iany manko a Ny HAT ange mivadibadidela izay iany e! ... tohiny
Lars ( 21/11/2012 15:21)
Miha mahazo vahana eto @ tanàna ny resaka homoséxualité na eo @ lahy izany na eo @ vavy. Mety mba manana hevitra v nareo oe inona no mahatonga izany... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/12/2012 14:09
njaraiharana ( 28/10/2012 03:48)
Miarahaba Mba mila ny fomba fijerinareo @ decision noraisiko, @ ito tranganjavatra iray ito. Za dia raimpiavakaviana, mananjanaka kely vao 4ans, ary vao nisaobady, satria tsy zaka intsony ny fiainana ... tohiny
novalian'i MITIA7 ny 07/08/2015 09:21
niryna ( 26/09/2012 23:33)
Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory.Tahio sy arovy ny tanindrazanay mba olo-marina,olonao,voafidinao no hitondra ny firenenay.Omeo fo madio sy saina mahitsy... tohiny
manoasoa ( 25/09/2012 07:45)
Maro ireo taxibe no manao izay saim-patany eo ampanaovana ny asany.Indrisy anefa fa otrany sady tsy miteny intsony ny mpanjifa fa maraka izay rehetra ataon'drazeo.Eo ihany koa ny tsy fandraisan'ireo k... tohiny
novalian'i pulm ny 22/11/2012 10:26
hadji ( 24/09/2012 07:33)
Ahoana ity lalana eto @ ville tamatave ity fa ratsy noho n'ny lalana makany alaotra (RN44) sa miandry propagandy @ taonjato faha firy ?... tohiny
vivi ( 21/08/2012 17:16)
mandefa vola hisambolanana any dago zà isam-bolana ho any mamanay, misy fotoana ka raha vao misy olana lehibehibe d tsy mandefa misi2 , ohatra we ts fahasalamana, adidy ....sns,zà nefa manana anadah... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:49
ziva6 ( 14/08/2012 12:28)
mba nampanongo-tena kely ihany aloha raha nijery an'ity fandaharana ty, marina fa mahantra ny olona fa na izany aza lé ôtr'izao no tena mampiraviravy tanana ny olona manampy, manomboka eo @ 16:20 e... tohiny
novalian'i sipagasy ny 06/11/2012 18:42
201007jacky ( 19/07/2012 09:02)
Maro ireo olana hita sy misongadina amin'ny firenena ankehitriny. Inona moa no mety ho anton'ireo dia mba inona ny vahaolana amin'izany?????? Ny ahy antony no atao betsaka , dia ny vahaolana ao anati... tohiny
hanjaris ( 30/06/2012 09:56)
Tena zava doza rehefa ny ray amandreny no tsy te hanaiky ao an tsainy fa olon dehibe ny zanany rehefa feno 18 na 20ans ka ny manampy sy manipy hevitra sisa no anjarany fa tsy ny manery ny zanany.misy ... tohiny
novalian'i niryna ny 13/09/2012 05:06
gasyjean ( 22/06/2012 13:38)
Manahoana daholo tompoko!!! Saika mba anontany antsika izay mipetraka eto Mada,momba izany resaka na "tsaho" mandeha izany hoe raha mba misy afaka manome fanazavana vitsivitsy.Toa hoe misy "club sat... tohiny
novalian'i ledala ny 20/07/2012 19:41
hanjaris ( 05/06/2012 12:13)
Misy dokotera tena matim bola ka rehefa misy vehivavy eritreretiny ho manam bola misafo ao aminy dia lazainy aloha ny marina hoe mety tsara daholo, tsy misy olana satria fantany fa raha hiteny mialoha... tohiny
novalian'i hanjaris ny 29/06/2012 14:24
Blackeagle ( 04/06/2012 08:22)
TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy atsimodrano iO?....SADY INCOMPETENTS, NO MAIMBO, NO MALOTO, NO VORETRA ILAY TOERANA!!!..AOTRANIRENY MIDITRA ANY ANATY FASANA IRENY NY MAKAO! TENA AMIK... tohiny
novalian'i andrywui ny 24/09/2012 07:56
201007jacky ( 20/04/2012 14:58)
Salama aby eh! Mba manoratra aminareo aho sy manontany , fa tsy haiko na mba mitov amik ianareo.Tsy inon mantsy fa tena mahamanimanina mihitsy hoy aho rehefa el tsy nifankahita ny mpinamana (mpiara-m... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 4.5921