TSY RARINY Dokotera mampiteraka misy mandidy foana fa te hahazo vola beuh!!!!!!

1. hanjaris ( 05/06/2012 12:13)
Misy dokotera tena matim bola ka rehefa misy vehivavy eritreretiny ho manam bola misafo ao aminy dia lazainy aloha ny marina hoe mety tsara daholo, tsy misy olana satria fantany fa raha hiteny mialoha izy hoe didina ianao dia tsy maintsy hi verifier na hiova dokotera ilay vehivavy.Dia rehefa tena eo am piterahana ka efa tena maharary sy tsy afa manoatra intsony ianao izay vao mody lazainy hoe tsy maitsy didina fa mety ho faty ny reniny sy ny zanany. Ny antony andidiana tsy misy. Dia hoy izy hoe raha tsy manao sonia ity autorisation fandidiana ity ianareo dia avelako eo fa miala aho.Dia tsy maintsy manaiky.Ny voala aloha efa hananika ny 10 millions, nefa ianao azon ny tampoka.Tsy maintsy manaiky.Misy pourcentage azon ireo chirurgien manko rehefa didina ny vehivavy iray miteraka.Ka dia vola no handatsahana ran olona toy izany fa heverin izy ireo fa tsy misy fianatraikany ao anaty ny didy fa toy ny kilalao hazoana vola fotsiny. TSY RARINY AMIKO ILAY IZY fa asa raha misy fomba afaka hatao hamaizana ny olona toy ireny.Tsy afaka manonona anaran ny clinik sy ny dokotera moa ny eto fa ny hafatro dia mba mailo r ireto fa ataon olona jackpot eo an
novalian'i hanjaris ny 29/06/2012 14:24
2. m.i.s.a ( 05/06/2012 13:34)
izao no atao hoe "accusation gratuite"

moa ve mba fantatrao fa na efa eo am-piterahana aza dia mety hisy zavatra hitranga?

na dia efa nanao echo aza ! tsy misy vehivavhy hiteraka à l'abri zany ! tahaka ny météo io ! lazaina fa tsara be ny andro rahampitso , iza nefa no tena mahafantatra ny fandehany ao ambony ao ? ny lamasina ve ?

torak'izany ny vehivavy hiteraka , ny echo vao natao teo ve afaka milaza à 100% fa tsisy olana ny fiterahana ? nefa tena efa eo am-piterahana vao miseho izay tsy tokony hiseho.
3. tslem ( 08/06/2012 08:20)

hanjaris:

Misy dokotera tena matim bola ka rehefa misy vehivavy eritreretiny ho manam bola misafo ao aminy dia lazainy aloha ny marina hoe mety tsara daholo, tsy misy olana satria fantany fa raha hiteny mialoha izy hoe didina ianao dia tsy maintsy hi verifier na hiova dokotera ilay vehivavy.Dia rehefa tena eo am piterahana ka efa tena maharary sy tsy afa manoatra intsony ianao izay vao mody lazainy hoe tsy maitsy didina fa mety ho faty ny reniny sy ny zanany. Ny antony andidiana tsy misy. Dia hoy izy hoe raha tsy manao sonia ity autorisation fandidiana ity ianareo dia avelako eo fa miala aho.Dia tsy maintsy manaiky.Ny voala aloha efa hananika ny 10 millions, nefa ianao azon ny tampoka.Tsy maintsy manaiky.Misy pourcentage azon ireo chirurgien manko rehefa didina ny vehivavy iray miteraka.Ka dia vola no handatsahana ran olona toy izany fa heverin izy ireo fa tsy misy fianatraikany ao anaty ny didy fa toy ny kilalao hazoana vola fotsiny. TSY RARINY AMIKO ILAY IZY fa asa raha misy fomba afaka hatao hamaizana ny olona toy ireny.Tsy afaka manonona anaran ny clinik sy ny dokotera moa ny eto fa ny hafatro dia mba mailo r ireto fa ataon olona jackpot eo an



Olona iray mba fantatreo ve? sa olona maro ka nandalo tao @ izany clinique izany no niharan'ireo zavatra voalazanao ireo? ohatry ny hoe miteniteny foana izany ianao.
4. mirananirina ( 08/06/2012 09:55)
Olona firy marina no voan'izy io??Asa aloha ny fahamarinany tsy haiko,fa nahita olona aho niteraka 5 voie basse. Ny faha 6 ny zanany anefa césarienne,eto andafy izy io , ary tsy nisy probleme mht ny zaza tao ankibony na kely aza!Ka ny césarienne matetika tsy fantatra!izany no mahatonga ny olona rehefa bevohoka tsy maintsy mihaona @ anesthésiste alohan'ny hiteraka
5. andrywui ( 09/06/2012 12:38)
zay le oe tsy afaka manonona ny anaran'ny mpanao ny tsy mety lazainao izay no tsy mampandeha ny firenena malagasy !!

miresaha mazava ! tonony izay anarana adresse boite misy anle tsy mety de arenina fa tsisy zavatra mandeha mitsy raha vao zay hevitrao izay no alefanao !! mila mahitsy isika ,tsy miolankolana ,mazava , mila vahainao alou zay oe tsy hanonona anzatsy sy zatsy izay vao afaka manome vahaolana ny olona ary mba tsy hanenjika be fahatany anle boite nisy azy kou fa ze tena marina lazao daholo
6. VVSihany ( 17/06/2012 12:43)
tena courant be io resaka faqndidiana io eto dago eto...misy havako iyay nataona,na gynecologue malaza be sady be diplaome be zyaany tananarivo any...fa tena nialana satria fantarta fa vola fotsiny...yao lay aretinaiyio efa sitrana..tsy nila fandidiana na kely azya.... ka ahoana moa raha sanatria nanao operation teo ka sanatria maty??? dokotera vody alika mihitsy koa izay raz zya
7. mirananirina ( 19/06/2012 07:58)
Marina fa tia vola loatra isika Malagasy ,tsy misy fanaraha maso firy ny fanjakana izany ka samy manao izay danin'ny kibony ny tsirai2!
8. hanjaris ( 29/06/2012 14:24)
Ny lalàna no tsy mamelà ahy hitonona ny anaraa clinik sy dokotera eto fa tsy hoe kinafinafina!!! Eny maro no efa tratran io dokotera io ary taty aorian ny fiterahana vao nanotatany teny ary nahafantatra. Efa malaza amin io zavatra io ireo dokotera sasany fa tsy tonga saina.
ny hoe accusation gratuite, tsy eo amin ny toeranao ilay izy fa na ny sage femme napiteraka niaraka teo aza tsy nafantara mazava ny tena antony nadidiana fa ny ampitson io vao mody samy nanamboatra.alohan ny nahatongavan dradoko, i sage femme niteny hoe tsisy olana fa efa tena akaiky kely ny lohany.vao tonga anefa radokotera dia namaky ny dossier ary nilaza fa didiana.
Ny fiasafoana tamin ny labo maromaro teto tana nilaza fa tsisy olana avokoa.
Fantaray sy zay efa voa fa tia vola enao dokotera an!!! mety mamaky ity aza zao izy dia tezitra mafy ery.
marihiko fa tsy ny dokotera rehetra fa vitsivitsy ny tsy mataho tody...
merci
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.217