Liste des messages

Liste des messages, inserés par hanjaris, par ordre de date
hanjaris ( 15/07/2012 08:15)
Resaka fanafody gasy etsy sy eroa misy marina ve e!! lasa mapatahotra
Zany oun d misy olona mandray tanana d tonga dia lasa malemy ny tanana, misy mijery hono dia lasa adala...tena misy v izany? dia lay hoe lasa bibilava ny filahiana sns reny v, sy ny ody fitia!!! misy ... suite
répondu par ravonjison le 04/04/2019 06:10
hanjaris ( 04/07/2012 09:09)
Lehilahy: fa maninona na dia tsy tia intsony aza dia tsy mety misaraka???
Ny lehilahy hoà ohatran ny tsy mahavita misaraka amin ny vadiny na dia efa fantatra aza fa tsy tia intsony.dia mampanatena ny tsy misy eo, dia miandry fotsiny hoe ho tonga saina ilay vehivavy dia ha... suite
répondu par bazylou le 02/04/2013 00:28
hanjaris ( 30/06/2012 09:56)
ray amandreny mibaiko ny zanany amin ny hatao rehetra: filière, asa atao, projet d avenir sns TENA MANIMBA
Tena zava doza rehefa ny ray amandreny no tsy te hanaiky ao an tsainy fa olon dehibe ny zanany rehefa feno 18 na 20ans ka ny manampy sy manipy hevitra sisa no anjarany fa tsy ny manery ny zanany.misy ... suite
répondu par niryna le 13/09/2012 05:06
hanjaris ( 12/06/2012 14:20)
rap gasy mivoy fankahalana eo amin ny fiaraha minina!!! ireo tsy mety malasza no manao izany fa ireo andrareziny rap gasy tsy mivoy izany na tsy mankafy loatra ny hira madinika aza
Tsy mpakafy boys band manokana aho fa kosa tena makaleo ny mahita ireo mpanao rap mampaniry haine eo amin ny samy malagasy: mankahala mandoko volo, mankahala variété, mankahala rock indray izao no l... suite
répondu par hanjaris le 30/06/2012 09:43
hanjaris ( 12/06/2012 13:43)
Vehivavy mahazaka, fa ny lehilahy tsy mahazaka!!!! vehivahy aho no mandefa eto ny hevitro ka mba vakio ry lehilahy an
Lazaina foana fa ny vehivavy no mahazaka fa ny lehilahy tsy mahazaka: na fampirafesana io, na revy io, na namana marobe io, na teny mahery na inona na inona e!!! Dia misy ny lehilahy mihevitra fa vato... suite
répondu par Dreamlover14 le 08/07/2013 13:47
hanjaris ( 05/06/2012 12:13)
TSY RARINY Dokotera mampiteraka misy mandidy foana fa te hahazo vola beuh!!!!!!
Misy dokotera tena matim bola ka rehefa misy vehivavy eritreretiny ho manam bola misafo ao aminy dia lazainy aloha ny marina hoe mety tsara daholo, tsy misy olana satria fantany fa raha hiteny mialoha... suite
répondu par hanjaris le 29/06/2012 14:24
hanjaris ( 22/05/2012 13:46)
Toyota camionette tsra be amidy
Antsoy ny 034 01 543 83 fa tsy hanenenanao!!!... suite
hanjaris ( 22/05/2012 13:31)
Te hanao hevitra anonyme fa delicat satria resaka tokatrano ahoana no atao amin ilay xxx???
tsy hampiseho pseudo, ahoana no atao???... suite
répondu par ledala le 20/07/2012 21:00
hanjaris ( 28/09/2009 13:46)
Ilay zavatry Robera!!!!
Nisy lehilahy iray itanareo le mpanadio razana any amin'ny morgue ireny no asany. De indray andro hono, raha sendra hanao ny asany ilay tovolahy d naita fa olona teo an-tanana iany io maty io, tsy iza... suite
répondu par ktsif le 13/10/2009 16:07
hanjaris ( 28/09/2009 13:24)
ny rencontre sur internet!!!!!
Za reto otran'mahita hoe tena lasa tsisy tena fiaonana tsony ny olona fa lasa internet daolo a! aiza ku na ny mpivady aza tsy mba mampiaraka tsony fa mi chat d vita. tsisy mifampikôty normal tsony fa... suite
répondu par milamm le 31/10/2009 17:00
hanjaris ( 28/09/2009 11:24)
EXORCISME, tena misy?????
Hono oà reto, ny fanalana devoly v tena misy? D maninn no tsy mba misy eny reetra eny fa any amin'izay tsy hitan'ny daolobe foana vao misy? ... suite
répondu par cutie le 11/10/2009 13:50
hanjaris ( 31/07/2009 06:26)
Réligion=fanatisme, mila mandinika fa tsy manaraka anjambany
Amiko alou ny réligion reetra d olombelona no namorona azy e! Noho izany tokony tsy ny fombafomba ara-pinoana no ilofosana fa ny ny votoatin'ny finoana: Andriamanitra fitiavana. Refa mahavita mi dép... suite
répondu par cutie le 25/08/2009 19:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0152