rap gasy mivoy fankahalana eo amin ny fiaraha minina!!! ireo tsy mety malasza no manao izany fa ireo andrareziny rap gasy tsy mivoy izany na tsy mankafy loatra ny hira madinika aza

1. hanjaris ( 12/06/2012 14:20)
Tsy mpakafy boys band manokana aho fa kosa tena makaleo ny mahita ireo mpanao rap mampaniry haine eo amin ny samy malagasy: mankahala mandoko volo, mankahala variété, mankahala rock indray izao no lamaody!!! Nefa anie ny firehan dry zareo dia hoe "malala tsaina e!!! na tsy tiany aza ny hira hafa tokony tsy hihaino fotsiny fa tsy hivoy haine.
Izay gadon kira malazala mety ho tendance dia entina hitondrana tanora hankahala iny gadona iny indray ny rap dia inona koa? nefa izy ireo no tena LOL be!!!
manaja ny tenanareo fa nareo koa izao no efa atao ny olona hoe ahahaha!!!! lol
Marihina fa tsy ny rappeur reetra ary izaho dia mihaino rap reefa tsara ilay resultat.
novalian'i hanjaris ny 30/06/2012 09:43
2. andrywui ( 20/06/2012 09:46)
Slt aa le haine mintsy kou no tena grave amindry lerony fa alefany hatrany amn parole ndry zalah ..sady ny tena mahagaga amle amateur kou de maninn ry zalahh no agressifff b ref mbol ts malaza ????otranle manao herisetra na maditra amn maina ,pi ,gidra no fanampinle rythme atao ...
3. andrywui ( 20/06/2012 09:49)
Fa tsy ny rap gasy iany no bombina b otranio fa ny rap vazah kou ...ref tsy malaza na mbola tsy malaza ry lerony de ny manaratsy sy manenjika ny rythme hafa rehetra mits no ataondry lerony...indrindra ny rythme mihaja otran ny blues ...fa mahagaga ndray refa miakatra laza kely ry zalah de miova somary calme sy gentil ...
4. hanjaris ( 30/06/2012 09:43)
grav mintsy!!! efa nisy zaza namono tena mantsy tany antsirabe noho io resaka io satria hankahalain ny namany fa boys band hono.dia tsy nivoka ny trano tsony dia avy eo namono tena!!! loza ange e!
dia izay no nadefasako resaka eto!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7897