Fitarainana ny amin'ireo taxi-be

1. manoasoa ( 25/09/2012 07:45)
Maro ireo taxibe no manao izay saim-patany eo ampanaovana ny asany.Indrisy anefa fa otrany sady tsy miteny intsony ny mpanjifa fa maraka izay rehetra ataon'drazeo.Eo ihany koa ny tsy fandraisan'ireo kaoperativa ny andraikiny intsony tahotra ve sa tsy firarahina tsotra izao?
novalian'i pulm ny 22/11/2012 10:26
2. cyril ( 26/09/2012 02:06)
Le izy samy manao ze tiny daolo fa tsy ny minibs iany. Na le mpivarotra eny an'arabe na mpivarotra lasantsy... Na ny mpianatra aza izao efa mivarotena fa nga tsy loza.
3. manoasoa ( 26/09/2012 06:36)
tsy avotra tsony e!
4. hadji ( 26/09/2012 09:21)
revy samy manana ny azy RABERANTO
5. mateur ( 30/10/2012 18:30)
Dia aleo averina am lé resaka taxi b ihany, fa natao ligne pilote le bus 119 ankatso fa tena manondrana be indrindra eto am tanàna, tena sady tsy manaja mpandeha no tsy manaja arret raha handray ol, zay tiany hiverenana dia iverenany ndrindra am ny hariva zany !!! ny ankamaroan'ny fiara am zany efa tena gôdraka be ny seza, sady strapotin no mbola tsisy dossier no mbola mitongilana, lol
6. pulm ( 22/11/2012 10:26)
efa mande taxibe @zao de ataovy madinika ny frais ary 300ar iany no omena fa ra vao vola vavety no omenao azy dia 400ar no alainy @iny; ny kalite aloha de tsisy e!mapatahotra be! sady le resevera @io maimbo helika be indrindra @reo 119 mazda ireo, rehefa eo akaikin'ny varavarana enao no mipetraka de le resevera mitaky fraisde ny lohanao eo ambanin'ny heliny!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8009