miaramila, gendarmes, police

1. ngovitra ( 17/01/2013 08:23)
Zaho aloha dia manaratsy tostra zao ireo miaramila sy gendarme e ! ary nefa ireo tsy de mila aratsiana fa efa ratsy avy hatrny satria nahoana hoy ianao ... anjaranao no mamaly hoe iza no manakarama an'ireo : ny olona rhetra (hetra) nefa mbola karamaina fanindroany ndray (ny rht koa no manakarama azy @ zany) nefa ny ataony dia fople 100% ary tsy mahagaga satria ny fitondrana dia fople 100% tahaka azy
afaka 500 taona any mety ho tafarina iany ty firenena ty fa ny olona natao hampihatra lalàna dia faly ny mahita anao manao ratsy mba hisy hisotroany kafe
2. legaly ( 17/01/2013 09:58)
ngovitra>mba apafataro anay ary hoe, iza no fajakanareo lavorary nisy teto e,
3. Lars ( 17/01/2013 11:03)
Hu!hu!hu! Ny anaranlà ary defa mapmé ry ngovitra! Sady oul efa maty efa ela bé e! Na in na in fanaratsin-là miaramila sy gme ar polisy d tsarovy fa tsy mampihena ny vola raisnay isam-bolana izany. Marar fou @ tsis dikany elà rbain a! Arakaraky ny tsy itiavanlà anay lesy no maptombo ny vola raisnay a!
4. ngovitra ( 17/01/2013 13:42)
misaotra namaly e! fa maivana be le valiny.
a Lars : HO an'ny Taningazana! zay moa lay baiko an, io nge ry kama ny taranaka no hanozona antsika e! hoe fa inon foutsin nataon'le olona taloha , mandrandrana volon-jvt fotsin.. de miakatra grade, ny harem-pi fongana, ny ala sns, fa ngah ny harena na ambany na ambony tany misy ho tsetsefan foan e! refa nareo gendarm, police, miaramila koa bordel de efa tsy fanafody koa, soa fa tsy nareo no tena rangory fa ny mpitondra mi-profite lay situation

Ho an legaly, tena marina aloha fa tsy nisy nety teo e! Raha ny fople nataon-dravalo zao dia ny fanaovana bokim-pampianarana vonjy maika, satria io hono no misy financement, de ny antsika raha tsy financer-na tsy hanao WC,etc... tsy haninona fa hiboretaka fotsin eto daool, ny fanabeazan mitsy no mampalemy ; ty morale lava ty e! ts tafa ka !!! aok izay ny morale be fahatany fa ...

zay no nitenenako fa ny fople rht nataontsika ary mbola ataontsika dia mi-compte ary ho ela mba tsy itenenana hoe tsy ho tafarina intsony fa de samia "mi-dezesp"
5. Lars ( 17/01/2013 14:26)
Zé kozn'là lesy rbain a! Na taningazana na in ny miandry ny fandraisambola iany no fantatray e! Mamboly voky tsy mamboly voky bain a! Mba manaova rà mahavita jereko e!
6. mirananirina ( 18/01/2013 09:21)
Nahoana kosa ny rht no ratsy??? mba fantatrao moa fa betsaka ny miaramila mafy ady?? presque 85%!!Ary izy ireo dia tsy mpanao politika !!Izany akory tsy manakana ireo manambola be izay eo akaikin'ny fitondrana!
Ny gendarma sy polisy indray betsaka tokoa no manambola be @ fanontrana(manotra) eny andalabe sy any @ birao.
7. ngovitra ( 18/01/2013 10:51)
Hay mbola namaly iany! Ny hevitra tsy azo tsy @ olombelona ka zay no isaorako anareo!
A Lars, mbola tsy ny bavin'la ngamba na ny olona akaiky an 'la no voa e; fa eritrereto foutsn hoe ny machoir n'ny vadin la mihintsa ny nify tratra ny vody basin'ny mpanao ratsy na dahalo sns, de miara-mihomehy @ zay tsika, hahaha!!!
Ny olona no harena, Fantaro zay, fa ianareo manko vendrambendrana zay ihany raha ny ara-taratasy ka dia ampianariko kely aloha.
Ary ianao ve aloha mba anisan'reo tena m - profite e! sa mba eo an-tenanteny eo, reveo arak'izay fahitanao azy ao fa fantatrao fa poste politika no filaza ireny.

Ty no tadidionao : za dia anisan'ny manabe ny zanakao ary ianao ko dia toraka izany @ zanako zany hoe tsy vitan'olona 1 ny fiainana fa SOCIETE!

A mirananirina, mety ho tafintohana ianao t@ kozy momba ny miaramila dia hoy aho hoe misy foana io tsy fitoviana eo @ AMBONY grade na saranga na sns sy ny AMBANY @ lafin sns, hoy fotsiny aho hoe tsy ny zava-misy @ zao no mampihena azy; asa nefa aloha? samy manana ny fahitany isika!
Za koa anie tsy de hoe nahita trangam-pianana na hoe tena sedra ny tena olana hatreto e! sady mivavaka mafy mba tsy ho sendra izany na ifanena @ ndry Lars ;... vinavina fotsin ny ahy mba entiko hanairana fa sao matory ny olom-pirenena sasany variana @ faux problème




8. Lars ( 20/01/2013 07:49)
Marary andou @zany fôna lesy elà r ngovitra a! Sô d mba efa tokony hanomanomana ny placen-là eo akaikin'i dadabe ngovitra kou elà fa ôtran tsy hateza elà rà zao no mitohy fa itako @ fomba fkôzn-là fa efa marary fo elà a! Hu!hu!hu! Zay lesy nin nin mtranga d mihome fôna a! Ha!ha!ha!
9. ngovitra ( 21/01/2013 11:12)

Lars:

Marary andou @zany fôna lesy elà r ngovitra a! Sô d mba efa tokony hanomanomana ny placen-là eo akaikin'i dadabe ngovitra kou elà fa ôtran tsy hateza elà rà zao no mitohy fa itako @ fomba fkôzn-là fa efa marary fo elà a! Hu!hu!hu! Zay lesy nin nin mtranga d mihome fôna a! Ha!ha!ha!


Tsy ampy fahalalana ho ah e!
" Mourir n'est pas la pire chose qui peut arriver à un homme"
Azo ve zay ra Lars!
10. tanimamiko ( 15/07/2013 08:40)
Mangataka fiaraha miasa re @ fanakanana ny fidiran i Basy maro antsokosoko eto @ tany mamiko/fiarahamiasa @ la douany Diego,polisy sy zandary,la douany Antananrivo @ famoahana devise maro antsokosoko(vidimbasy) fa raha tsy io ireo olona ireo no fongorina aloha tsy hilamina ny vahoka madinika ambanivohitra ;Ny mpamatsy de miondana euros satria mandeha ny bizna miaraka @ vazaha , ny vahoka madinika @ zone rurale surtt mandry andriran 'antsy.Fa sady mikombombava noho ny fatahorana ireo mpanao bizna miseho mahavovidy vola ny manampahefana sy ny zandary.ho fandraisako anjara de hanome ohatra iray aho de olona mampiditra basy (basimborona sy pistolet amanjatony /taona, mampiditra 2 na 3 fois /an.Ary tena mirehareha manana euros:
Mpandefa Mr Blanc GUI, sy ny vadiny Blanc Yvonne Nicole (née Ravoninjanahary marie Thérèse)monina Route de BUISSON Roncin,71240 Lalheue France,)mpandray ny entana de ny vadikeliny aty dago Mr TATA REMI monina 67 HA Nord/est raha tsy diso ny tenako;io farany io no toa hoe mpitsena ny entana entin i camion avy any Diego @ Contenair de regroupage. indraindray moa de atao anaty carton misy lamba na meuble na koa toa hoe atao anaty fiara no aondrana avy any Frantsa.Refa tonga moa ny entana de tonga mme manao ny fitsinnjarana fivarotana ka ny entana de mandalo tanà ary mamantana Ambalavao Tsienimparihy @ tranon i mme Yvonne"Près Hotel Tropique, chez Roger FKT AMBALAMAFANA Commune urbaine d'Ambalavao, miainga avy ao ny fitsinjarana(raha mbola tsy niova lieu de stockage) ny mpivarotra antsinjarany de Mr Ralaizainjafy Francois sy Tolojanahary Tinasoa Ferdinand Fianakaviany monina ao Anara1 Iarintsena Commune rurale d'AMBALAVAO(1 km miala ny site de l'emurien ANJà zay mampalaza tokoa an i Madagascar ary nahazo ny laharana voalohany @ reserve naturel taona 2012;Ireo 2 farany ireo moa de tsisy tahotra intsony @ fampideraderana euros sy vola gasy maro tsy menatra ny milaza fa na tsy vazaha aza hono de miondana euros, de mipitrapitra ny tambanivohitra kely mitady ny anio ny hohanina anio fa raha vao ireo no miteny de mihidy vava ny rehetra na rarainy na tsy rariny ny ataon izy ireo, tsy fanajana mpiaramonina , ompa sy teny ratsy mamoa fady fikasihantanana sy ny sisa fa azy ireo hono ny zandary sy ny mpahay lalana.I Ralaizainjafy INDRAY de sady mpivarotra manodidina an 'Ambalavao no specialiste @ fanaovana ttsimbasy AO Fianarantsoa ao.i Tolojanahary de mpampihorohoro raha misy miseho ho mahalala ny zavamisy mody calme fa toa hoe tena atahoran i eo antanana fa Be euros.TATA REMI indray specialiste @ fanakalozana ny devise miaraka @mme YVONNE;Toa hoe baikoanay fotsiny ny Maire ao @ tanana de mande zay rehetra ataoEFA LAFO ny entana dse miverina indray aty France miaraka @ euros manangona ny entana manaraka sy mandefa azy dia toy izay hatrany.Ka aiza re ny La douane ao Diego ao, mba misy scanner ihany ve ao @ port ao,,,???? Aiza re ny gendary mpisava Camion eny andalana????aiza re ny manampahefana ao Fianarantsoa sy Ambalavao ao,, Ary nahona no manaiky manao ttsy n ireo basy ireo ny zandary ao Fian/tsoa ao.milaza @ olona moa ireo mpivarotra antsinjarany ireo fa manana permis de chasse hono ny vadin i MMe Yvonne aty andafy(Mr Blanc GUI) raha ny fahalalanay dia basiborona 1 sy pistolet 1 ihany isaky ny permis de chasse 1 no droit ny vazaha 1 any France any.NOHO IZANY na ny fividianana basy , na ny fanakalozana vola gasy ho euros na ny famoahana ireo vola ireo de samy asa maizina avokoa.Mampihorohoro vahoaka na ny ambanivohitra na ny mpandeha @ taxi brouusse. Dradraina etsy sy eroa ny hoe mpanfika tatsy sy taroa 100 ny maty etsy sy eroa , ny solution de ny fanakanana ireo mpamatsy zavadoza ireo ary santionany fotsiny ireo nolazaiko ireo ka mba ampitao @ manampahefana ho anareo namana zay mahalala zandary sy mpanao lalana.re tompoko oh! de misaotra @ fiaraha miasa.hENONAY FA efa niala t@ avril ary tonga t@ volaohan i volana jolay ity indray ny lot ny entana ary vao lafo ireo de lasa indray hono haka ny lot manaraka.aROVY NY TANIMAMINTSIKA ITY EH!aZA avela hanao bizzn mamoafady ireo olona voatonona anarana rehetra ireo fa mandry andriran antsy ny mponina ao @ tanana misy ireo olona ireo ary na ny vahiny aza de tsy sahy mijanona ela @ io site io fa mandalo minitra vitsivitsy (mijery maki izy ireo )de lasa fa tsy sahy manao rendonné noho ny fampitandremana henon izy ireo, na ny fitantanana ny site aza de tsy aradalana fa ireo manambasy ireo no mbe vava sy misetrasetra.
mIALA TSINY RAHA voatery manonona anarana ny tenako nfa raha samy hihidy vava isika nefa te hanao zavtra de tsy hisy zvatra vita , mino zaho fa mahalala zavatra mitovitovy amiko koa enareo ka andao hiaramiasa HO AN I tanindrazana FA ny bsasimbazaha anie tsy ho lany fa isika ihany no ho matimain ireny basy ireny ampidirinjareo ireny eh! tebiteby lava @ fanaovana voyage, fa na fiara feno olona aza tafihinjareo @ andro atoandro , ka avy aiza ny basy ??? avy @ ireo olona voatonona anarana etsy ambony ireo ka alaivo liste ireo anarana ireo de lazao ny manampahefana zay fantatrao.
11. ngovitra ( 17/07/2013 10:15)
Misaotra an'i Tanimamiko aloha satria SAHY enao milaza information détaillés sy précises, ilaina tokoa manko ny PRECISION ohatra an'ireny fa satria milaza izany fa RESPONSABLE isika fa tsy olona tsy matotra ka manjary mety hanakorontana fotsiny ny saim-bahoaka.
eo @ hevitra kosa dia hoy aho hoe :
Ny tena mety angamba dia maka an-keriny mpanao politika anankiray @ reo mahazo tombontsoa @ zao reo dia atao mifona sy ampijaliana atao hitan'ny vahoaka fa satria efa tsy fotoanan'ny filazana sy fanehoan-kevitra intsony izao, TROP c'est TROP
Na ny zanany atao kidnapping , fa misy olona tena mijaly satria NY sakafo ANDROANY tadiavina RAHAMPITSO, de nefa misy manana 4x4 @ milliard sns, misy mandefa zanaka hianatra @ versité amina écolage ambony; sns
Zao manko no mahatonga ahy hiteny an'zany ; any @ lohany mihitsy no asiana e! dia RAJOELINA Andry, @ zay izay mitondra manaraka eo mba MAHALALA MENATRA

12. tanimamiko ( 19/07/2013 07:25)
ka Ny mpitondra fanjakana ambony tsy hidina hitady ireo olona ireo fa raha tsy isika vahoka miaraka @ miaramila sy zandary ary polisy sy ny tribonaly no mandray andraikitra tsy hovosambotra ireo. fa raha hiandry ny mpitondra de hiandry an i poly eo isika vahoka madinika. isika no concerné de isika no tokony hiditra antsehatra mivantana , nefa raha toa an i" LASY" ireny daholo ny mpitandro ny filaminambahoka de tsy afamiady amintanamplolo isika, merci @ fitiavantanindrazana ngovitra .
ngovitra:

Misaotra an'i Tanimamiko aloha satria SAHY enao milaza information détaillés sy précises, ilaina tokoa manko ny PRECISION ohatra an'ireny fa satria milaza izany fa RESPONSABLE isika fa tsy olona tsy matotra ka manjary mety hanakorontana fotsiny ny saim-bahoaka.
eo @ hevitra kosa dia hoy aho hoe :
Ny tena mety angamba dia maka an-keriny mpanao politika anankiray @ reo mahazo tombontsoa @ zao reo dia atao mifona sy ampijaliana atao hitan'ny vahoaka fa satria efa tsy fotoanan'ny filazana sy fanehoan-kevitra intsony izao, TROP c'est TROP
Na ny zanany atao kidnapping , fa misy olona tena mijaly satria NY sakafo ANDROANY tadiavina RAHAMPITSO, de nefa misy manana 4x4 @ milliard sns, misy mandefa zanaka hianatra @ versité amina écolage ambony; sns
Zao manko no mahatonga ahy hiteny an'zany ; any @ lohany mihitsy no asiana e! dia RAJOELINA Andry, @ zay izay mitondra manaraka eo mba MAHALALA MENATRA


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1276