Fiaraha-monina

miorasitraka ( 11/09/2013 18:07)
manao ahona daolo ry namana! ny iray tampo amin'ny vadiko reto saika tsy misy mifankahazo aminy daolo, ary ireo mpiray tampo tsy mifankahazo aminy koa efa tsy tia ahy rahateo, fa ny iray miteny hoe di... tohiny
shannie ( 17/08/2013 12:19)
inona ary no mba mahatonga ny olona sasany eny andalam-be eny rehefa misy zavatra tsy mifanaraka @ny sainy, avy dia manalika olona" ohatry ny alika ty" na mampinana maloto. manohina sy mankarary sofin... tohiny
novalian'i danbal ny 03/11/2013 18:10
kialakely13 ( 16/08/2013 13:12)
Saika hanontany izay mahalala hoe inona avy ilaina raha hanova karapanondro lany daty azafady. Tsy maintsy ny tompony mihitsy ve no manatitra sy maka ilay karapanondro? sa ny iray amin'ireo afaka anir... tohiny
novalian'i aikon ny 25/08/2013 08:43
ZAKAIOSY ( 07/08/2013 15:55)
Mirongatra ny fanolanana eto Madagasikara, raim-pianakaviana nanolana ny zanany vavy 3, vao haingana zazalahy kely nisy nanolana teny Andraisoro. Eo ny fisorohana mba tsy hisian'io aretin'ny fiarah... tohiny
novalian'i zakaiosy ny 22/08/2013 07:07
vonynive ( 06/08/2013 10:10)
Tsy azo fefena Ingahy Rafandrosoana Tonga tsy terena Rafanatontoloana Manao be fisosoka Ny akanga dia mandalo Ataony kenda roroka Ny akoho taman-trano Avy mba hanjanaka Manao tsindrio fa lavo Ny Soa... tohiny
novalian'i totsy ny 22/08/2013 03:22
vony501 ( 15/07/2013 11:54)
Ny jiro aty aminay mirehitra @ fotoana tsy hilana azy. @ folo alina vao mirehitra ny pôtô, ary @ folo atoandro vao maty. N'importe quoi!!! [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/dc0e1bb8d331... tohiny
novalian'i hadji ny 17/07/2013 07:45
tanimamiko ( 13/07/2013 14:35)
Mangataka fiaraha miasa re @ fanakanana ny fidiran i Basy maro antsokosoko eto @ tany mamiko/fiarahamiasa @ la douany Diego,polisy sy zandary,la douany Antananrivo @ famoahana devise maro antsokosoko(... tohiny
novalian'i zakaiosy ny 22/08/2013 07:18
Nehemiah ( 11/07/2013 15:26)
50 taona lasa izay, nisy mpahaiaina (biologue) nahazo amboara Nobel izay nanao filazàna mahavariana : nilaza izy fa mifanohitra @ lalàn'ny immunologie ny fahaizan'ny tsaikan-jazakely mivelona ao ana... tohiny
charoumeni ( 31/05/2013 11:35)
Miarahaba antsika rehetra Hono ho aho azafady ry namana isany, sao d mba misy mahalala nareo oe firy taona zao ny limite d'age miditra mpiasam-panjakana. Raha misy mahalala d mba ilazao fa tena ilain... tohiny
novalian'i pisoonja ny 03/06/2013 08:06
hadji ( 24/05/2013 08:01)
mirongatra ny fanafihana mita basy eto Toamasina ny halatra fiara manaraka ihany fa tokony ho mailo namana a fiara 4*4 pick up no lasan-dry lairony teny Ankirihiry sady mbola vaovao be an... tohiny
jobiely ( 22/05/2013 12:52)
Tsisy ambiance mints ato ampiasananay. Samy maka ho azy ny mpiasa fa tsy miresaka zavatra hafa ankoatra ny asa, ny sasany masika sady kizintina, ny hafa indray miavona.Ny sasany tsy mihaino rehefa mba... tohiny
novalian'i Isabella ny 10/10/2013 11:35
chantrire ( 15/05/2013 10:07)
Tsy mahalala menatra ity tovovavy iray ity nivalan- drano tetsy amin' ny tatatr'i Besarety iny vao maraina teo. Raha iny fotoana maha betsaka ny olona handeha hamonjy lahasa sy hianatra iny izany hoe ... tohiny
novalian'i hadji ny 24/05/2013 08:04
Rabefou ( 02/05/2013 17:16)
JEREONAREO NY SARY MANARAKA ETO, VODI-BALA HITA TAORIAN'NY NANDALOVAN'NY ANDIAN-JIOLAHY TAO ANDRIAMBAZAHA sy ANKADITAPAKA (MANTASOA) ny zoma 27 hifoha 28 avril 2013. MBOLA MAMPIHOROHORO NY FARITRA MAN... tohiny
manoasoa ( 30/04/2013 12:49)
Miarahaba antsika rehetra,mila valiny avy aminareo ny tenako mikasika ny hoe: Mampitombo ny toe-karena ve ny fahabetsahan'ny mponina eo @ firenena iray? Tsy izany mantsy fa anisany firenena be mponina... tohiny
novalian'i hadji ny 16/05/2013 05:14
Nehemiah ( 28/02/2013 05:45)
Tsy tian'olona rehefa atao hoe "be loha", nefa misy manam-pahaizana sasany izay mety mandray an'izay ho fideràna. Ngeza lavitra nohon'ny karandohan'ny rajako ny karandohan'ny olombelona, ary satria l... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 02/03/2013 06:51
chantrire ( 22/02/2013 09:29)
Nisy mpanofatrano iray efa nipetraka 25 taona tao amin' ny trano iray.Efa manomboka tsy mahaloa hofatrano intsony izy ireo amizao satria milaza fa krizy. Dia nolazainy ary izahay tompontrano fa tokony... tohiny
novalian'i ketty ny 22/09/2015 15:10
Blackeagle ( 13/02/2013 10:21)
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur. Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloh... tohiny
novalian'i zakaiosy ny 22/08/2013 07:33
amig0 ( 25/01/2013 13:41)
Mahagaga tokoa fa ny mpitsidika ao de izao avy: - Efa ramatoa be izy - Na tovovavy tanora ihany, fa andosirany lhl Tsy azo homena azy ireo ny facebouk hahahahaha... tohiny
novalian'i amig0 ny 04/02/2013 14:45
tsitialainga ( 18/01/2013 12:24)
Maro no milaza fa rediredy ny filazana fa misy lavaka ao @ tendron-tany avaratra sy atsimo kanefa efa betsaka ihany koa no nijoro vavolombelona fa tena marina ny fanambarana ary fuite avy tany @ firen... tohiny
ngovitra ( 17/01/2013 08:23)
Zaho aloha dia manaratsy tostra zao ireo miaramila sy gendarme e ! ary nefa ireo tsy de mila aratsiana fa efa ratsy avy hatrny satria nahoana hoy ianao ... anjaranao no mamaly hoe iza no manakarama an... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4102