Fangatahana fanampiana

1. charoumeni ( 31/05/2013 11:35)
Miarahaba antsika rehetra

Hono ho aho azafady ry namana isany, sao d mba misy mahalala nareo oe firy taona zao ny limite d'age miditra mpiasam-panjakana. Raha misy mahalala d mba ilazao fa tena ilaina maika.
mISAOTRA
novalian'i pisoonja ny 03/06/2013 08:06
2. beby ( 31/05/2013 12:20)
45 taona
3. charoumeni ( 01/06/2013 10:43)
Misaotra an'i Beby d fanontaniana hafa, raha 45 taona v vo miditra d mbola mandalo ambaratonga oe ECD na ELD?
4. pisoonja ( 03/06/2013 08:06)
Tsy maintsy mandalo ECD na EFA na ELD vao mpiasam-panjakana ka , raha tsy hoe angaha mahitahita ianao, zany hoe mahafeno contrat ECD na EFA na ELD 02 ans x 3 , 06 ans de service vao tokony ho fonctionnaire raha ny normal , fa zaho ange tany tsy tan-dalàna e ! afaka tonga fonctionnaire ianao raha mahitahita
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5632