JIRAMA

1. vony501 ( 15/07/2013 11:54)
Ny jiro aty aminay mirehitra @ fotoana tsy hilana azy. @ folo alina vao mirehitra ny pôtô, ary @ folo atoandro vao maty. N'importe quoi!!!

novalian'i hadji ny 17/07/2013 07:45
2. hadji ( 16/07/2013 07:43)
aiza io fa ny jirama ve moa ahagaga e asaivo mandoa jiro ny mpiasan jirama e
vony501:

Ny jiro aty aminay mirehitra @ fotoana tsy hilana azy. @ folo alina vao mirehitra ny pôtô, ary @ folo atoandro vao maty. N'importe quoi!!!


3. rafangotsohana ( 17/07/2013 07:38)
Ngah any aminareo iany e, partout io!! torak'izany koa ny fuite d'eau, ny tena mandreraka anie de imputer-ndry tsy mataho-tody @ mpanjifa ny perte e!, nefa ny prestation zéro!!!
4. hadji ( 17/07/2013 07:45)

rafangotsohana:

Ngah any aminareo iany e, partout io!! torak'izany koa ny fuite d'eau, ny tena mandreraka anie de imputer-ndry tsy mataho-tody @ mpanjifa ny perte e!, nefa ny prestation zéro!!!
dia mbola zero fona ve tsy efa ambanin'izany ve
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1747