ireo vhv ny karanjia

1. amig0 ( 25/01/2013 13:41)
Mahagaga tokoa fa ny mpitsidika ao de izao avy:

- Efa ramatoa be izy
- Na tovovavy tanora ihany, fa andosirany lhl

Tsy azo homena azy ireo ny facebouk hahahahaha
novalian'i amig0 ny 04/02/2013 14:45
2. hery ( 25/01/2013 17:27)
Vavan'ny tsy nahazaka zany lolll

Manatona anah raha te hahazo fb :-)
3. amig0 ( 26/01/2013 21:00)
Si hery aizaa moua ry zareo sady be (. ) (. ) ve??
4. sipagasy ( 04/02/2013 12:12)
ka ato anie serasera.org fa tsy facebook e! hihihihihi
5. amig0 ( 04/02/2013 14:45)
sipagasy> ok !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.201