KARAPANONDRO LANY DATY

1. kialakely13 ( 16/08/2013 13:12)
Saika hanontany izay mahalala hoe inona avy ilaina raha hanova karapanondro lany daty azafady.
Tsy maintsy ny tompony mihitsy ve no manatitra sy maka ilay karapanondro? sa ny iray amin'ireo afaka anirahana olona? Dia any amin'ny firaisana moa no manamboatra azy? fa inona moa ilay any isotry?

Misaotra mialoha amin'ny valinteny.
novalian'i aikon ny 25/08/2013 08:43
2. aikon ( 25/08/2013 08:43)
rehefa lany daty ny kara-panondro dia mitovy aminy manao vao vao ary tsy maintsy makany ny tompony ok

kialakely13:

Saika hanontany izay mahalala hoe inona avy ilaina raha hanova karapanondro lany daty azafady.
Tsy maintsy ny tompony mihitsy ve no manatitra sy maka ilay karapanondro? sa ny iray amin'ireo afaka anirahana olona? Dia any amin'ny firaisana moa no manamboatra azy? fa inona moa ilay any isotry?

Misaotra mialoha amin'ny valinteny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0943