lé toe-tsaina gasy

1. ziva6 ( 14/08/2012 12:28)
mba nampanongo-tena kely ihany aloha raha nijery an'ity fandaharana ty, marina fa mahantra ny olona fa na izany aza lé ôtr'izao no tena mampiraviravy tanana ny olona manampy, manomboka eo @ 16:20 eo, sekoly iray ao Antsirabe
http://www.pluzz.fr/strip-tease.html
novalian'i sipagasy ny 06/11/2012 18:42
2. hery ( 15/08/2012 23:43)
Tsy hita avy aty italie ilay izy tsss.

3. niryna ( 13/09/2012 05:18)
Aiza tokoa e? Misy tsy ampy angamba fa tsy mivoaka ilay izy
4. manoasoa ( 25/09/2012 10:29)

tsy mahita za an!retour hono
5. cyril ( 26/09/2012 02:08)
za koa nefa mba te hijery strip-tease. Aiza ho aiza ao Antsirabe kay?
6. sipagasy ( 06/11/2012 18:42)
ho fehiny dia misy direkteran-tsekoly izay mba nomen'ny vazà fahafahana kely omena vola mba hikarakarana sakafo ho an'ny mpianatra izany, kinanjo dia nahodiny nivaona daholo ny vola rehefa tonga ny vazà nanontany compte t@ vola lany rehetra.... maha menatra kely e! mba ampiana nefa dia izay indray ny anaovana ilay fanaampiana kely ho an'ny mpianatra tsss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1877