Fiaraha-monina

Djhamhal ( 15/06/2010 06:48)
ny zava-pisotro misy alikaola rehetra ve dia azo sokajiana ho toaka avokoa ?? misy fitenin'ny olona mantsy rehefa mahita olona iray mamo ka misy fofona alikaola kely ilay olona dioa oe : mamom'ny toak... tohiny
novalian'i soanja ny 17/06/2010 11:34
soanja ( 14/06/2010 17:06)
Araka ny voalazan'ny Gazety Taratra dia 90% ny Malagasy da simba nify avokoa na misy maharary ny aty vava. Ilaina tokoa ny fanabeazana ny Malagasy amin'io fikarakarana nify io. Rehefa mba misy manka... tohiny
novalian'i soanja ny 19/06/2010 03:16
Djhamhal ( 08/06/2010 05:59)
Mahatsikaritra ihany aho fa toa miha vitsy ny olona manangana saina noho ny fahatongavan'ny fetin'ny 26 jiona !! fa maninona kay ?? raha izaho aloha dia manentana ny olona hatrany hanangana saina !!... tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/06/2010 11:55
soanja ( 21/05/2010 15:01)
Mbola de dia be tokoa ireo lehilahy na vehivavy midaroka sy mamono vady ao Madagasikara. Mino aho fa efa misy tokoa ny lalana manafay ireo olona manao izany toetra ratsy izany saingy vitsy ny olona vo... tohiny
novalian'i Miguele33 ny 22/06/2010 06:04
vivi ( 09/05/2010 16:43)
efa ela loatra ilay zaodahiko no nipetraka tao aminay d tsy hitako ny fomba atao androhahana azy , zà tsy t hametraka halahelo an'ilay vadiko;efa ho 1taona s1/2 iz no tao aminay. misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i vivi ny 18/05/2010 11:01
AndriambyII ( 02/05/2010 23:23)
SOS
Mila fanampiana azafady indrindra , AVC à 60 % de M.Stephane Allard 70aine ,région de Metz à Stiring soin immediat urgent .Appels aux âmes de bonne volonté SVP!!... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2010 23:26
soanja ( 01/05/2010 23:35)
Aiza no alehan'ireto ankizy tsy manan-kialofana sy tsy manan-kaleha noho ny hetraketraky ny fiainana? Iza no tompon'Andraikitra voalohany? Ho aiza isika sy ny ho avintsika Malagasy? Aza miravi... tohiny
sylvain ( 21/04/2010 21:47)
tokony ho avela @ zay angamba ity finoanoam-poana iray ty fa ny zaza no mampalahelo http://www.dailymotion.com/video/xd13ux_madagascar-les-jumeaux-maudits_news... tohiny
novalian'i niryna ny 28/05/2010 03:15
gasyjean ( 21/04/2010 10:45)
Manahoana daholo,efa elaela marina moa ny tena no tsy dia nametraka resafa teto amin'ny dinika na dia tsy mitrahatra mamangy ihany aza indraindray. Eny mandeha ny fotona, miova ny zava-drehetra,nef... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 27/04/2010 13:17
njari ( 23/02/2010 11:15)
misy zavatra mampalahelo toy izao nitranga teto am ty tanintsika ty : nisy vehivavy iray bevohoka ka rehefa teo ampanenàna izy de tsy tàna ny ainy fa tsy nahay nanena. maty izy nefa ny zaza mbola t... tohiny
novalian'i soanja ny 03/03/2010 04:20
08051972 ( 22/02/2010 19:43)
Manaôna daôl e! Tena leon'ny la neige sy ny hatsika aty @ Exagône ny tenanay de mikasa ny mba hifindra monina any La réuninion ka sao d mba misy @tisik'eto no monina any mba ilaza @ko woe manaôn_... tohiny
novalian'i lasa ny 07/03/2010 15:35
xxx ( 22/02/2010 01:50)
Olana ara-panahy no fototry ny olana ara-politika, ara-piarahamonina ary toekarena eto Madagasikara. Raha tsy vahaolana ara-panahy no misy dia tsy hisy fivoarana ny toe-draharaha misy ankehitriny fa ... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 27/04/2010 13:22
xxx ( 13/02/2010 07:55)
misavirivol mints le lhl sasany @ ty karajia sy facebook ity de hisaraka hono fa nahita sipakel majakel de lozana mits madama, ny ankizy misahotaka mahonena mahita le dada tsy misaina intsony fa efa n... tohiny
novalian'i LAVASANGA ny 22/04/2010 04:36
itaramasoandro ( 11/01/2010 13:08)
hevitra noentiko teo @ tontolo iainana saingy mifandringitra mafy 2 fiaraha monina ka arosoko eto. tsy nisy nanohy ity hevitra momban'ny fandripahana ny alan'ny nosy ity ny namana teto @ serasera. ... tohiny
novalian'i milamm ny 15/02/2010 21:02
jarifa ( 05/01/2010 08:40)
Fa dia inona re ity e? Ny fanapahana ny lalan'ny eny @ Petit Vitese ve no vahaolana ho an'ireo mpivarotra amorondala e? sa vahaolana noho ny fahatapahan'ny AGOA. dia ahoana indray izany ny tohiny avy... tohiny
jarifa ( 31/12/2009 05:03)
Mba tena mahagaga ahy ireto gazety mpiseho isan'adro, tsy haiko izy ireo na manenjika "quantites" fotsiny na ahoana fa dia mahamenatra ihany hoe GAZETY ve ianao dia mbola ahitana soratra diso foana, @... tohiny
novalian'i jarifa ny 05/01/2010 07:33
essera ( 07/12/2009 04:35)
Salama daholo, Raha niditra ho mpikambana tao amin'ny banky iray lehibe ny tenako 5 volana lasa izay dia vao in-2 monja no nanao virement tao dia banga 180 000 Ar (900 000 Fmg) ny vola tao. Amaf... tohiny
Djhamhal ( 26/11/2009 07:56)
tena mankaleo be sy mahasorena miitsy ny afitsok'ireo mpivarotra amorondalana eo behoririka ! ary indrindra ny embouteillage aterany satria dia hatrany tsaralalana d' efa mitohana ! aiza ny mpiasan'ny... tohiny
novalian'i jarifa ny 05/01/2010 07:37
lako ( 04/11/2009 09:56)
Ty misy zvt lazaiko anareo fa tena cousin ko le izy fa tsy olo-kafa!! Manam-bady io cousin ko io de mananjanaka 2 lahy!Samy miasa izy mivady ary le vehivavy vadiny mitsy no be karama koko noho io cou... tohiny
xxx ( 26/10/2009 09:55)
Tsy manan-kavana mihitsy izy (zaza kamboty) ary nanambady dia niteraka roa. Maty ilay vadiny ary efa nahazoazo taona izy dia nalain'ilay zanany hiaraka hipetraka amin-dreo. Nandeha sy nilamina tsara... tohiny
novalian'i soanja ny 03/11/2009 17:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8202