vato misakana an'i Madagasikara

1. xxx ( 22/02/2010 01:50)
Olana ara-panahy no fototry ny olana ara-politika, ara-piarahamonina ary toekarena eto Madagasikara. Raha tsy vahaolana ara-panahy no misy dia tsy hisy fivoarana ny toe-draharaha misy ankehitriny fa vao maika hiharatsy.

Misaotra ry Ray fa nataonao ampisokatra ny masonay ny toe-draharaha misy eto amin'ny firenenay. Ampio izahay hiverina Aminao. Amen!
novalian'i fitia2006 ny 27/04/2010 13:22
2. xxx ( 23/02/2010 00:55)
...dia ny fahantrana sy ny fitiavam-bola ary ny fitiavan-tena,
samy manao araka izay tandrify azy avy,
ny ambonimbony manao politika satria io no mampanakarena haingana
ny sadasada mangalatra @ lafiny tsolotra sy risoriso isan-karazany
ny ambanimbany mandromba sy mandrava fotsiny izao
:cry: :cry:
3. bazylou ( 12/04/2010 20:47)
Dia i XXX mandainga tsottra izao.
4. fitia2006 ( 27/04/2010 13:22)
mansainga ahoana ry bazylou fa tena marina io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.376