RAHA DEMOKRASIA DIA AVELAO NY VAHOAKA HILAZA NY HEVINY

1. Vahoaka ( 23/06/2010 13:30)
Raha milaza ny heviny ny vahoaka dia lazaina fa manakotaba, manakorontana, dia gadraina , ahidy ny radio , raharaha matahora ve no fototitry ny demokrasia FATY e??
répondu par soanja le 23/06/2010 15:58
2. soanja ( 23/06/2010 15:58)
Mbola nofy sy kobaka ambava ny atao hoe Demokrasia aloha raha ny zavamisy. Tsy fantany izay ataony na tsy mahalala izy ireo satria tsy lasa lavitra amin'izany ny fahaizany sy ny fahafahany.

Misy tahotra miainga any amiko mahatsapa hoe hisy hitsangana ary hiteny fa izy no "Mpanjakan'i Madagasikara" indray.

Mitomania ry taniko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3066