AIRTEL

1. pulm ( 01/07/2011 12:49)
SLT
Nareo ve mahatsapa fa le Airtel tena lasa tsisy reseau,aiza ve ka eo ny telefonako atsoiko nefa mande tsara de lazainy fa tsy miasa intsony io numero io, de ny message ko @12 le olona no mandefa nefa @5 hariva vao azo le izy de matyb daolo ny progr rehetra, aleo mifindra hafa indray, na mba hatsarao ry Airtel a!
2. waou ( 06/07/2011 13:09)
Mitady ho marina mtsy lesy zan lazainareo zan a
3. hery ( 07/07/2011 04:31)
Raha mbola tsy mitombona tsara ny fifaninanana ao Madagasikara dia tsy maintsy ho toa izao foana.

Ny tokony hataon'ny mpanjifa dia tsy mifototra amin'ny numero fa afaka miovaova foana. Raha vao tsy mandeha ny AirTel dia ajanona dia miditra Telma na Orange.

Tonga dia fay izay tsy manao zavatra tsara.

Hitako mbola olana ao Madagasikara mantsy ilay hoe tsy afaka miova compagnie ianao dia mitazona ny numero-nao. Izany hoe raha vao mivadika telma dia tsy maintsy miova numero fa tsy afaka mampiasa an'ilay numero Airtel... Fahavoazana be io satria manjary voatery mifikitra amin'ny numero ny olona. Aty aminay zao dia rehefa te hifindra dia mifindra nefa ny numero tsy miova mihitsy. Vokany dia voatery manao tsara sy mora ny operateurs.
4. christian05 ( 14/10/2011 10:49)
sur miiiits!!!! sad las ts d mlay tsun ny tolotra omeny!!!! za zany malaelo andren club zain ren!!! snif
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.084