tovovavy 15 taona noterena hivarotena

1. ravatorano ( 16/10/2009 09:27)
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=18711
novalian'i LAVASANGA ny 22/04/2010 04:42
2. ikaretsaka ( 16/10/2009 13:19)
hatao ay raha io rehefa noho i ravola an
3. nytsiry ( 17/10/2009 09:17)
vola vola hatrany less io ra ika ah
le sipa koa ve efa 15 taona d hanaiky fa misy antony eo na d hoe be domelina b zany aza
ntssssss
4. niryna ( 19/10/2009 04:32)
firifiry no zavatra mitranga toa io ary tsy aty amintsika irery ka ,eraky ny firenena mahantra rehetra,misy aza ankizy kely tokoa saingy efa manomboka tratra izao ireny olona ireny ary dia niakatra fitsarana ary voasazy 25 taona mahery mihitsy.
5. kotobekibo ( 20/10/2009 22:48)
Teana tsy azoko aloha ny feeling lé bandy tia manao @ zaza na ankizy tsy ampy taona ireny e!
Izany no tsy d itiavako sipa mince kely satria otran'ny manao @ zaza izany za @ ilay vatany kely , tonga d bloqué ho azy za lé .
Miala tsiny @ sipa mince kely ato e! amiko io fa tsy bandy rehetra akory an! :-P :-D
6. soanja ( 21/10/2009 03:48)
Mampalahelo tokoa izany. Amiko dia ny fanabeazana tsy feno no mahatonga izany. Maninona moa ny zaza avaizo no maika hanao casting sns sns... ny ray aman-dreny no mila mijery akaiky ny fitaizana ny zanany fa na io tele tele io dia poizina tokoa ny foto-pisainan'ny zanakao raha tsy mahay misivana ny atolotra ny zaza ny olon-dehibe.
7. rurale ( 29/10/2009 11:08)
kotobekibo: =)) =)) =)),
tena mba hafa ndray iny!
8. sipagasy ( 16/11/2009 19:38)
mafy ity fitiavana rendrarendra sy te ho vedety ity klehhhhh, mmhh taizao tsara ny ankizy ry reny isany annn!!!
9. MAZUMI ( 01/12/2009 09:57)
vola ihany vola hatrany ny anton'zany satria mafy ny ady aza manody zany papa
10. iandriamiali ( 01/12/2009 10:59)
efa miha-tonga tsikely2 zany Apokalipsy zany ah. Mampalahelo ny zvtr toy izao ka mba marina e. Hoan'reo RR na futur RR de mba tezao s ampenaro tsara ny zaza fa simba anie ny hoavintsika e :P
11. jarifa ( 03/01/2010 09:10)
Raha ny fijeriko anio indray aloha angamba tsy hoe irahina ivarotena izy fa dia sitra-pony mihintsy ary misy moa ny RAD tsy mahateny ny zanany intsony noho ny ahasarotan'ny fiainana dia lasa ko ra kala satria mba te hanara-damaody sy mba te ohatran'ny namana dia izay kely ananana no amidy. Avy koa ny mpividy milahatra satria Voatavo mbola tanora kely no amidy =)) =)) =))
12. LAVASANGA ( 22/04/2010 04:42)
Ny tsara @zany manery ankizy kely tsy ampy taona izany no gadraina fa mitoraka blao na manoro vohana ilay zaza, manome vato ho solona mofo ny zaza e . Ho antsika mahita ireny koa tsy tokony hijery fotsiny fa tokony handray fepetra ny zavamitranga hita maso tahakizany, fa manjary heloka ho anao mahita koa raha mijery izany tantara izany fotsiny ianao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0846