foza orana hony e!

1. ziva6 ( 07/12/2010 15:59)
Fisoratam-banambadiana Mafy izany bôgosy Vita ny soratra, dia raikitra ny gidraka !

Lehilahy iray, tokony ho 39 taona raha ny fijery ivelany no nosaritahan’ny sipany ny sabotsy lasa teo. Tomefy olona ny firaisana iray teto an-drenivohitra, ary tokony ho tamin’ny 10 ora sy sasany tany raha mbola variana naka sary iny ny anao lahy no nipoitra tampoka ilay sipany efa bevohoka tokony ho dimy volana teo ny kibony. Nihanahana tampoka teo ilay vady vita soratra vao afaka minitra teo, ary nanomboka teo ny rango-bolo sy ny rangotra. Nigagàm-bahoaka teo, ary vaky ny vavan’ity vady vita soratra. Nosarahan’ny havan’ny lahy sy vavy izy ireo, ary nisy mihitsy ny teny maha-menatra hoe sipa foza orana kely io ve no mba vadian’ity. Ny hany azo nataon’ny mpandalo, dia ny hoe mafy izany bôgosy, fa hifandrotehan’ny vehivavy e.
novalian'i cyril ny 10/12/2010 11:34
2. cyril ( 10/12/2010 11:34)
fa i ziva ve tsy nosaritahnle sipa zany fa izy roa iany no nifandrango-bolo teo ? de nakaiza i ziva avy eo niala sa nijanona teo iany ? fa iza tamin'izy roa no tian'i ziva anefa e , le vao tonga sa le efa natao raharaha ? .. mafy koa zany nanajo an'i toi zany kle !! mahereza ziva a ..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2245