lehilahy ve no hanariana zanaka!

1. ziva6 ( 09/08/2010 19:41)
répondu par radila le 29/12/2010 14:21
2. marcus11 ( 18/08/2010 16:36)
Aww~ nice video
[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
3. sipagasy ( 12/09/2010 18:32)
onena aho mahita ity, mba efa nikarakara ttsy ho fananganan-jaza ihany aho teo aloha fa dia MARO BE ny sakana nahazo ahy ka dia kivy ambony ihany aho!!!! nefa veh izao dia mba rariny??? azoko zanahina ireo ankizy nefa dia ppfffff ny ttsy ilaina rehetra!!!!! eny e! ekeko fa maro ny mpanararaotra azy ireny fa tsy ny rehetra kosa e!
4. vale ( 03/10/2010 18:17)
ntsôooooooo! :( mampalahelo kely, sady matotra kely no hendry ely ery iz roa vavy kely, fa dia reny inona loatra re izany manary anaka noho ny lehilahy izany e,? ny tsy mananana aza efa tsy fidiny ary ny mpivady misaraka aza miady mihintsy momba ny fahazoana mitazona ny zaza ny azy ariany! mampalahelo kely! ndryyy!!!!
5. radila ( 29/12/2010 14:21)

vale:

ntsôooooooo! :( mampalahelo kely, sady matotra kely no hendry ely ery iz roa vavy kely, fa dia reny inona loatra re izany manary anaka noho ny lehilahy izany e,? ny tsy mananana aza efa tsy fidiny ary ny mpivady misaraka aza miady mihintsy momba ny fahazoana mitazona ny zaza ny azy ariany! mampalahelo kely! ndryyy!!!!


fa na misy le tinao kosa le zaza aza ariana, fa raha tena tia anao le lehilahy de tokony ho tiany koa ny zanakanao sy ny mombamomba anao rehetra, zai no mba fahitako azy

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.285