LOVA
1. revlyscom
(
05/11/2010 10:42)
Raha misy mpandova iray ao anatin'ny 7 ve no mitsipaka tsy mety hizara lova dia ahoana ? Tsy azo zaraina ve ny lova
novalian'i revlyscom ny 11/11/2010 06:43
3. alina
(
09/11/2010 02:01)
Slt,
Manatona ireny cabinet privé ireny fa misy procédure atao hoe"mutation directe"izay any ahafahana mizara lova raha tsy eo an-toerana ny mpiray lova (cohéritiers)na mandà mivantana na an-kolaka tsy hizarana ilay lova ity farany.
Mahereza fa mitovy cas amiko ianao.
Alina.

4. revlyscom
(
11/11/2010 06:43)
MISAOTRA BETSAKA T@ TORO-HEVITRA
alina: