Mba homeo hevitra azfd

1. Enry ( 01/01/2012 15:52)
Slt!! Ahoana ny fombako hipetrarako eto Paris? Tadidio fa tsy mafantatra an'iza na iza izaho, sady tsy mbola manana kandra ihany koa.
novalian'i jesuisla ny 16/01/2012 17:05
2. m.i.s.a ( 02/01/2012 11:51)

Enry:

Slt!! Ahoana ny fombako hipetrarako eto Paris? Tadidio fa tsy mafantatra an'iza na iza izaho, sady tsy mbola manana kandra ihany koa.
tsy te hanakivy anao aho fa tsy mora ny fipetrahana eto paris.

i sarko zao efa miady dia miady @ immigration io ary henoko fa toa hoe nahazo fepetra enjana dia enjana ny prefet tsy hisian'io zao.

maninona raha mitady firenena hafa? firenena mba moramora kokoa ny fidirana?

henoko koa fa na ny malagasy mitady lalana hidirana ho legion d'honeur aza efa tsy lasa intsony satria efa be loatra ny cota?

henoko koa fa ny ao @ ambasady any dago mihintsy no tsy manome visa ho an'ny lahy manomboka 20 taona fa hatahorany hanao legion d'honeur io. Satria moa io dia 5 taona ny contrat avy eo afaka misafidy tsara ny hataony avy eo na hijanona na hody dia vosakana soamantsara e!
3. Enry ( 02/01/2012 23:18)
na manana taratasy frantsay ve?
4. m.i.s.a ( 03/01/2012 08:10)
hafa indray kosa raha manana taratasy frantsay ka!
5. kelly13 ( 03/01/2012 14:59)
legion etrangère ngamba no tian'i m.i.s.a lazaina fa tsy legion d'honneur (grade de chevalier de l'Ordre national de la Légion d'honneur)
6. m.i.s.a ( 03/01/2012 17:22)
ie! miala tsiny fa nisy hadisoana e! ka sady nisy olona niresaka tamiko momba io legion d'honneur io dia io no voasoratro
7. Enry ( 12/01/2012 12:15)
ary raha tsy manana taratasy kle?? izaho mody any Mada:(
8. amboditsiry ( 16/01/2012 15:08)
ady ny fiainana fa courage e tsy hitako mo zany ze lazaina fa za ko aty antanin'olona fa ny ahy indray tsy france fa hafa tsy lazaiko eto fa courage e
9. jesuisla ( 16/01/2012 17:05)
Misy olon ve mandeha san direction? Sahala @ inona ily olona sans direction? Rehefa mande ny olon 1 sans direction die tonga @ toerana iray, na tiany na tsy tiany. Ny biby az d mahafantatra tsara ny zavatra ho ataony, f tsy misy ny manaonao fona. Ampiasainy ny orony, ny masony, ny sofiny hitadiavany sakafo. F ny olon san direction d zavatr hafa no mibaiko azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0865