mangataka torohevitra

1. jesuisla ( 01/03/2012 19:08)
Miarahaba ny rehetra. Misy vehivavy, atao hoe ain..s. tena tia b ahy. miaraka mandehandeha fona izahay. F ny fanontaniako rehetra ts misy valiany? Inona zany no tokony ataoko?
2. jairai ( 09/03/2012 08:21)
izay tena zavatra kasainao tinao atao aminy lazao dia fantatrao ny valiny dia miroso aminy dingana manaraka ianao
3. armandelau ( 09/03/2012 19:32)
izany ve?
4. mirananirina ( 10/03/2012 09:00)
Ahoana koa izany olona anontaniana tsy mamaly izany???Ka inona no iarahana @ izany?sa izaho no tsy mahazo ny tianao tenenina
5. 201007jacky ( 19/03/2012 08:54)

mirananirina:

Ahoana koa izany olona anontaniana tsy mamaly izany???Ka inona no iarahana @ izany?sa izaho no tsy mahazo ny tianao tenenina

6. 201007jacky ( 19/03/2012 09:01)
Izao aloh e , ianao milaza fa tena tia be anao izy nefa miteny ianao fa tsy valiany izay fanontanianao.
Ahoana ary no hamantaranao hoe tena tia anao izy nefa izy tsy mamaly ny fanontanianao?
Raha tia anao izy dia valiany izay fanontanianao , RAHA TSY HOE ANGAMBA menatra izy , na zavatra haf no iheverany ny fifankatiavanareo (mety ho amin'ny maha-samy mpinamana fotsiny na tsy fantatra...)
Dia izao no soso-kevitra , lazao azy tsara ataovy mazava izay fanontaniana apetraka fa aza miolakolaka.Tsory aminy izay marina rehetra tiana hambara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1186