Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i 201007jacky, milahatra araka ny daty
201007jacky
(
30/09/2016 08:56)
MAFANA NY ANDRO
Tao anaty trano fitaizana itony marary saina itony dia nampanaovina fitsapana ireo. Izay afaka dia mahazo mody.
Hoy ilay mpiandraikitra:
- "Hanao fitsapana ianareo dia izay afaka dia mody daholo. Iza...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 08/10/2017 19:28
201007jacky
(
29/09/2016 14:29)
Inona no mahapotika ny kolontsaina malagasy?
Efa nantitranterina teo aloha ny famaritana araka ny fahalalako azy ny atao hoe "kolontsaina"
Eto indray dia ny mety mahapotika io harena io no andeha hasiana resaka.
Singa roa no eritreretiko mahapot...
tohiny
novalian'i endriny ny 01/04/2017 13:49
201007jacky
(
29/09/2016 13:15)
INona no atao hoe KOLONTSAINA?
Kolontsaina?
Teny telo no nahazoana io anarana io: kolo + na + saina
Ny "kolo" dia avy amin'ny hoe "mikolo", "koloina", "mikolokolo", "kolokoloina", "ikoloana",... Azo adika hoe "mikarakara" ny hoe "...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/11/2016 13:53
201007jacky
(
07/05/2013 14:13)
Pétard
Une personne qui vient de péter , mais quand il pète , il pète plusieurs fois.Enfin , juste après ce pétard, il a dit : "OH J'AIME PETER"...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 23/12/2016 03:01
201007jacky
(
04/04/2013 08:57)
Tendan-kanina
Mba jereo mo ity sary ity dia ahoana ny hevitrareo :
Amiko ny iray dia hoe "NY KELY TSY MBA MAMINDRO"
ny iray kosa : " Ny voky ihany no vokisana"
Mampalaheloanie zany e [url=http://forum.serasera.org/...
tohiny
novalian'i sahia ny 30/05/2014 04:09
201007jacky
(
09/03/2013 08:02)
Azo atao ve ny mampirafy ?
Salama aby ehh!
Hono hoy aho ry namako isany ,azo atao ve , hadisoana ve , tsa fahotana ve ny mampirafy ?
Aminahy , ny mampirafy dia ny fanagnana olon-tiana roa miaraka , amina fotoagna iray miaraka ...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 28/04/2014 10:23
201007jacky
(
25/07/2012 14:53)
Olomanga ,....manga
Nampianatra ity mpampianatra iary ary dia nanazava ilay voambolana hoe :" MANGA" tamin'ny mpianany.
Nyteny hoa "MANGA" rankizy dia midika fahamboniana eo amin'ny voninahitra .
Ohatra amin'izany ny hoe...
tohiny
novalian'i dadabe ny 09/09/2012 18:50
201007jacky
(
19/07/2012 09:02)
Olan'ny firenena iray manontolo amin'ny ankapobeny
Maro ireo olana hita sy misongadina amin'ny firenena ankehitriny.
Inona moa no mety ho anton'ireo dia mba inona ny vahaolana amin'izany??????
Ny ahy antony no atao betsaka , dia ny vahaolana ao anati...
tohiny
novalian'i 201007jacky ny 25/07/2012 15:00
201007jacky
(
19/07/2012 08:46)
Domy aho rehefa.........
Asa na efa henontsika ilay marenina niivavaka tao am-piangonana?
Toy izao ny tantarany............
Nandeha hono izy roa nivavaka tany am-piangonana, ny iray marenina fa ny iray kosa olona tsy misy a...
tohiny
novalian'i dadabe ny 12/09/2012 02:13
201007jacky
(
19/07/2012 07:38)
Miteraha fito lahy....
Zaza vonton'anatra tokoa ity zaza iray ity , ka izay ampanaovin-dray aman-dreniny azy dia ankatoavinhy avokoa ary apihariny amin'ny manodidina.
Indray andro , namonjy voadi-na masera izy , efa lehibe ...
tohiny
novalian'i methode ny 05/01/2013 08:21
201007jacky
(
03/07/2012 14:23)
Ohabolana mivalana
Eh , mba fantatrareo moa fa tena ohabolana tokoa ireto ???
" Sola mangery diavolana , ka tsy fantatra ny vodiny sy ny lohany "
" Boka mangery amoron-tevana , ka latsaka alohan'ny tay "
" Voa roa saha...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 12/01/2015 05:42
201007jacky
(
03/07/2012 13:33)
Ahoana ny manavaka ny hevitra fonosina sy ny soatoavina ?
Indreto misy famaritana sy vinan-kevitra mahakasika izany.
Ny hevitra fonosiny
Ny hevitra ambadik’ilay fitaovana ampiasaina amina fomba amam-panao iray no heverina ho hevitra fonosina.Raha halalinin...
tohiny
201007jacky
(
03/07/2012 13:24)
Inona marina moa no mahatonga ireo riba( fomba) malagasy hanjavona ?
Araka ny hevitrareo , inona moa no mety mahatonga ny riba malagasy hanjavozavo sy hanjavona na maty tanteraka.
Fa izaho kosa mino fa :
noho ny :
• fidiran’ny riba vahiny
• tsy fikolok...
tohiny
novalian'i 201007jacky ny 31/03/2017 08:58
201007jacky
(
15/05/2012 12:56)
Ny olan'ny fanabeazana amin'izao fotoana izao.
Amin'izao vaninandro iainantsika izao dia hita sy tsapa fa mihamitotongana ny lafim-pampianarana , fa indrindra ny lamin-kevi-pampianarana na "système éducatif". Maro dia maro tokoa ireo antony ma...
tohiny
novalian'i ledala ny 19/06/2012 22:12
201007jacky
(
20/04/2012 14:58)
Tsiahy ny ela ( fantaro hoe mety ho iza ary aho)
Salama aby eh!
Mba manoratra aminareo aho sy manontany , fa tsy haiko na mba mitov amik ianareo.Tsy inon mantsy fa tena mahamanimanina mihitsy hoy aho rehefa el tsy nifankahita ny mpinamana (mpiara-m...
tohiny
201007jacky
(
12/03/2012 15:00)
Ny kolontsaina malagasy sy ny kolontsaina vahiny
Amin'izao vanin'andro iainantsika izao dia tsapa sy hita mibaribary ny fahaverezana tsikelikelin'ireo kolontsaintsika malagasy. Izany indrindra no nahatonga anay hanasongadina eto ny kolontsaina mala...
tohiny