Tendan-kanina

1. 201007jacky ( 04/04/2013 08:57)
Mba jereo mo ity sary ity dia ahoana ny hevitrareo :
Amiko ny iray dia hoe "NY KELY TSY MBA MAMINDRO"
ny iray kosa : " Ny voky ihany no vokisana"
Mampalaheloanie zany e
novalian'i sahia ny 30/05/2014 04:09
2. mirananirina ( 04/04/2013 14:49)
Izay ilay fiainana , mahonena tokoa
3. pisoonja ( 16/05/2013 08:43)
Est ce possible , misy olona otran'io ve ? nankaiza ny maman'ireo zaza ireo , mampalahelo , de maninona raha tsy hohanina eo zao io
4. sahia ( 30/05/2014 04:09)
Ny ankamaroan'ny gasy no tena MANANA IREO TOETRA EO AMBONY IREO an! mihatra tanteraka ilay ohabolana hoe "Omby mahia tsy lelafin'ny namana" sy ny "Ory tsy havan'ny manana", Mila mba miezaka isika gasy mba hifanampy sy hifanarina ary hifanananatra e, MANAOVA NY MARINA HATRANY, HAMPIHARO NY RARINY ary TONTOSAO NY HITSINY.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3022