Ohabolana mivalana

1. 201007jacky ( 03/07/2012 14:23)
Eh , mba fantatrareo moa fa tena ohabolana tokoa ireto ???
" Sola mangery diavolana , ka tsy fantatra ny vodiny sy ny lohany "
" Boka mangery amoron-tevana , ka latsaka alohan'ny tay "
" Voa roa sahalamin'ny fantsika , ka sady voavely vody no manao totoloha."
Mitovy @ hoe : " Very roa sahalamin'ny dakam-biriky , ny tongotra maharary nefa ny biriky tsy tonga lavitra"
Fa ity kosa tsy haiko na tena izy na tsy izy:
" Nilatsaham-baratra am-pangerena , ka sady maty no mihosin-tay "
" Very fanahy mbola velona sahalamin'ny mpampianatra FRAM , ny karama tsy azo , ny tena tsy ho "RECRUTER"-na"
" Aza maimaika sahala amin'ny kartie mobil matavy,kinga vava sy tànana fa votsa vody "
" Aza manao toy ny ranon'Anosy , tonga namana vao maimbomaimbo "
2. dadabe ( 05/07/2012 07:14)
" aza mianatra an i bedada, rehefa mahazoazo d manao oue tsleuleu tsleuleu"


"aza mihomehy toy ny andrywui, atao tezitra vao maika mitsiky"

"aza mizesta sahala amin i ikalasoary, dokafana vao may mihamanitsaka"

"aza mitoto fiffi diavolana,..."
3. papounette ( 18/09/2012 08:39)
Manapatsinay ahy mihitsy anao ty ka!!!hih ihihih
201007jacky:

Eh , mba fantatrareo moa fa tena ohabolana tokoa ireto ???
" Sola mangery diavolana , ka tsy fantatra ny vodiny sy ny lohany "
" Boka mangery amoron-tevana , ka latsaka alohan'ny tay "
" Voa roa sahalamin'ny fantsika , ka sady voavely vody no manao totoloha."
Mitovy @ hoe : " Very roa sahalamin'ny dakam-biriky , ny tongotra maharary nefa ny biriky tsy tonga lavitra"
Fa ity kosa tsy haiko na tena izy na tsy izy:
" Nilatsaham-baratra am-pangerena , ka sady maty no mihosin-tay "
" Very fanahy mbola velona sahalamin'ny mpampianatra FRAM , ny karama tsy azo , ny tena tsy ho "RECRUTER"-na"
" Aza maimaika sahala amin'ny kartie mobil matavy,kinga vava sy tànana fa votsa vody "
" Aza manao toy ny ranon'Anosy , tonga namana vao maimbomaimbo "

4. sakamenavody ( 09/02/2013 10:55)
misy ohabolana tena misy ty a: aza matikambo toy ny saka,ny tay voatototra fa ny vody tsy v
oafafa
5. nilex ( 12/02/2013 08:33)
Ity indray tena marina:
Aza matikambo ho be lavabody toa an'i Andrywui ka vaonina zavoka no atao telimoka.
6. sakamenavody ( 14/02/2013 09:12)
Tsy lany laniana ny ohabolantsika Malagasy e ! toy ny hoe :mahantra tsisy mpangoraka ka na mangery aza misy mitoraka!
Miharitra ny mafy ohatran'ny volombody tokana ka ahozongozon'ny hetotra!
Be molotra mihinana koba ka tafaray samy matevina, fisa-molotra mihinana sipsa,tafaray samy manify!
Aza atositosika ny sarimbavy fa tsy fantatra izay hanao feo voalohany!
Mangeto-noana ka tay no manaraka!
Maty antoka toy ny makorelina tonga fotoana!
Manalabaraka ny velona toy ny maty lava volopory!
Manalasala toy ny milely ondry ,itsanganana iva loatra ,andoalihana avo loatra!Mahavoa roa toy ny mpanihika,ny trondro azo,ny fory voasasa!
7. 201007jacky ( 04/04/2013 08:42)
Mba mampmeh koa lek Rasakamenavody ty ka!
Tena mahita aloh nareo e.
Zarazarao ihan f mlay.

Inty koa mis raika :
" Aza manao sahala amin'ny rambon'osy , ny lanitra tsy toha no tohanana , fa ny vody mahamenatra tsy takonana."
Zan rangah fanomezan ho anareo ah!
8. mpisotrtoaka ( 12/01/2015 05:42)
Mlay e ! Ar hono ho'aho ! Tsy efa nivoaka tamin'ireny gazety mampihomehy ireny ve ireo ohabolana mivalana ireo e !?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2255