Pétard

1. 201007jacky ( 07/05/2013 14:13)
Une personne qui vient de péter , mais quand il pète , il pète plusieurs fois.Enfin , juste après ce pétard, il a dit : "OH J'AIME PETER"
2. 5laody ( 07/05/2013 14:41)

201007jacky:

Une personne qui vient de péter , mais quand il pète , il pète plusieurs fois.Enfin , juste après ce pétard, il a dit : "OH J'AIME PETER"

3. 5laody ( 07/05/2013 14:58)
Salama daholo e (ny etotra tsy tana, tsy mba fahotana fa reglement amin'ny fahasalamana)

Tohizantika ihany ary ny resak'etotra,

Telo vavy izy, sady manja be daholo, efa mpisakaiza elabe; isika kôfy mantsy mieritreritra hoe resaka madio foana no resahin'ny sipa.

-Izaho akia rehefa mandefa rivotra tena maneno be mihitsy, fa izy indray aloha tsy misy fofona e!
-Ny ahy indray ilay manao hoe pfffffffff mibitsibitsika ireny fa maaaaimbo!
-Ny ahy izany no tena hafa sady tsisy feo [strike]no tsisy sary[/strike] no tsy mamofona.
-KOA INONA AKIA NO ANTONY ANGETORAN-DRY?
4. shannie ( 16/06/2013 17:53)
DIA RESAKETOTRA TKOA.. HMMM!!! hmmmetotra tsy tana, tsy mba fahotana fa reglement amin'ny fahasalamana)

Tohizantika ihany ary ny resak'etotra,

Telo vavy izy, sady manja be daholo, efa mpisakaiza elabe; isika kôfy mantsy mieritreritra hoe resaka madio foana no resahin'ny sipa.

-Izaho akia rehefa mandefa rivotra tena maneno be mihitsy, fa izy indray aloha tsy misy fofona e!
-Ny ahy indray ilay manao hoe pfffffffff mibitsibitsika ireny fa maaaaimbo!
-Ny ahy izany no tena hafa sady tsisy feo [strike]no tsisy sary[/strike] no tsy mamofona.
-KOA INONA AKIA NO ANTONY ANGETORAN-DRY?
5. Dreamlover14 ( 23/12/2016 03:01)
mbola resak'etotra ihany ;

-Dokotera ah, mahagaga ahy fa rehefa mangetotra aho dia sady tsy misy feo no tsy misy fofona.
- mangetora hoe
- ....
- homeko ity fanafody ity ianao dia miverena afaka 1 volana

Afaka 1 volana,
- nandaitra ilay fanafody dokotera fa reko ilay hetotra fa tsy reko ny fofony
- sitrana ny sofinao fa ny orona indray izao no mila tsaboina
-...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1183