Gasy tsisy taratasy

1. Enry ( 12/01/2012 12:12)
Tokony haverina an'ny Mada daholo ireo malagasy rehetra tsy manana taratasy, aty ivelany. Ohatra: izaho.
novalian'i jesuisla ny 22/01/2012 11:12
2. jesuisla ( 16/01/2012 17:15)
F angah tsy zavatr amboarina ny taratasy.
3. jesuisla ( 16/01/2012 17:22)
Ny dikan'ilay fafao ve ratsy sa tsy azo atao. S izaho mihitsy no tsy mahazo manao. Sy tsy mahazo miteny. S misy teny ratsy nataonay?
4. jesuisla ( 16/01/2012 17:25)
Ny hendry rehetra d mahafantatra tsara ny hoe fanontaniana. Ary ny fanontaniana tsy mandeha @ tsy misy saina sy adala. Aoka ny hendry hitsara tena
5. rijadolly ( 16/01/2012 18:16)
Hoy i Jesuisla:

Ny dikan'ilay fafao ve ratsy sa tsy azo atao. S izaho mihitsy no tsy mahazo manao. Sy tsy mahazo miteny. S misy teny ratsy nataonay?

Ny hendry rehetra d mahafantatra tsara ny hoe fanontaniana. Ary ny fanontaniana tsy mandeha @ tsy misy saina sy adala. Aoka ny hendry hitsara tena


Hihihihi! mampihomehy koa se ty ka! "Aleo manontanitany foana hihomezana toy izay manaonao foana" Hoy isika Malagasy izay. Raha mbola mipetraka eo iny FAFAO iny dia mbola azon'se ovaina na tsy alefa na ahintsy ilay izy, Andramo anie e!
Rehefa ny hevitry se no farany eo ka miditra i se dia miseho io FAFAO io
6. Enry ( 17/01/2012 12:53)
jesuisla. aza mifanorisory, fa ekah anga manana taratasy aty?
7. jesuisla ( 22/01/2012 11:05)
jereo ny soratra rehetra nataoko eto @ serasera f misy FAFAO fona eo ambony à droite, mifanitsy na aligné @ date à droite. ao anatin'io cadre grille io. Saingy efa voafafa ny sasatsatsany, na noesorina. Isaky ny manoratra anefa aho d mbola misy fona, hatrany hatrany. zay lay izy raha toa ka tsy azonare lay resaka.
8. jesuisla ( 22/01/2012 11:12)
manontany fotsiny aho hoe, nahona no misy soratra hoe FAFAO izay rehtra soratako. ary inona no dikany, mba hialako @ tsy mety. saingy tsisy valiny sy fanazavana.
io ihany zao no mba fanontaniana nataoko ka tsy fantako ary nilako valiny. nanazava zavatra maro sy zay fantako aho. nanoro hevitra.
fantako f tsy mazava aminareo lay izy, nefa zay no zavamisy. iinona ny antony.


tsy manoroisory aho, fa mitady fanazavana sy antony. satria nahoana
manana zo ahalala ny marina aho, f tsy manorisory.
Tokony hanontany ianao raha TOA KA MISY TSY MAZAVA, f tsy tonga d miakatra. Sao mianjera.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1607