Finday very

1. rebiryx ( 22/03/2012 04:59)
Mba asio resaka kely ry namana ny momba ilay findain'i mialy rajoely very tany Toamasina, noresahan'ny gazety tamin'ny herinandro lasa teo iny !!!
novalian'i hadji ny 24/09/2012 07:39
2. hery ( 22/03/2012 15:21)
Firifiry ny findain'olona very isanandro.
Tokony manao declaration de perte any amin'ny polisy fotsiny izy dia avela hanao ankety ny polisy fa tsy izany no atao hanetsehana zandary firy sy miaramila firy.
3. rebiryx ( 23/03/2012 04:16)
Tena marina izany namana ! Tsapany izao ny mangidy dia mikoropaka izy fa rehefa ny vahoaka madinika voan'ny tsindry azo lena sy ramatahora ary very fananana noho ny tsy fisian'ny fandriampahalemana dia mangina fotsiny ry zareo. Avy amin'ny vahoaka ny tafika ka aoka hiverina hiaro ny vahoaka sy ny fananany !!!
hery:

Firifiry ny findain'olona very isanandro.
Tokony manao declaration de perte any amin'ny polisy fotsiny izy dia avela hanao ankety ny polisy fa tsy izany no atao hanetsehana zandary firy sy miaramila firy.
4. 201007jacky ( 23/03/2012 12:55)
Sady de finday very kosa ve no havoaka gazety , sa satri rehefa henjana de na zavatra kely aza d havoaka gazety???
Ngamb na de ny atin-kilaoty very any ambany fandriana dia mety havoaka gazety koa ny an'ny sasany (tsy i Mialy zany an!) de havoaka gazety satria novidina lafo tany an-dafy.Manin raha mamadika frip de mahaz bdb , d izay very tsy ahoana inona fa mandray hafa indray. Io mantsy no sahaza ny valala tsy mandady harona .
5. hadji ( 24/09/2012 07:39)
EH LAZAIKO ANAREO FA RAHA FIANAKAVIAN'NY HENJANA NO TRATRAN4NY ACCIDENT EO AMIN'IO LALAN SAHAVALAINA RN2 IO TONGA IO DIA MISY MANAMBOATRA AVY HATRANY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4629