FOKONTANY ANKORONDRANO ANTSINANANA, MBOLA TSY MAZAVA

1. rijadolly ( 31/12/2011 02:13)
Tena fanina tanteraka aho fa mba ampio re zareo a! in no tena marina e!

- Filoham-pokotany no nahay nifanaraka tamin'ilay karana
- Ilay karana no mialoka, na nahay fiarahamonina
- Sa Alain Ramaroson no nidina niaro ny fananan'ny fokonolona dia lasa tsy azon'iza na iza kitihina intsony ilay tany.

Efa nahitam-bahaolana ilay tany misy ny fokontany Ankorondrano atsinanana araka ny nolazain'ny filoham-pokontany. Tsy voalaza tokoa izany omaly noho ny fisian'ny korontana. Araka ny fanazavana voaray ary, dia nisy ny fepetra noraisina.


Nanao fidinana teny Ankorondrano Atsinanana Atoa Alain Ramaroson, mpikambana ao anivon'ny CST, no sady filohan'ny komity fiarovana ihany koa. Tanjona ny fijerena akaiky sy fanohanana iero mponina ao an-toerana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1512