Ilay olona voatifitra teny Antanimena

1. pulm ( 14/01/2012 07:05)
Fa ireny olona mitondra basy rehetra ireny ve tokony manana taratasy e? dia tokony ho mora ange ny misambotra izay olona nitifitra satria ny reference-balany tokony ho hita any @taratasy e!sa diso ny hevitro? raha mba misy mahalala dia mba toroy e!
novalian'i pulm ny 18/01/2012 06:00
2. jesuisla ( 16/01/2012 16:58)
ny mpanao ratsy rehetra d tsy adala fa misy saina. Ary mbola misy saina lavitra mihoatra ny maro, ka sarotra ny mitady sy ny mahafantatra azy. Mametraka fandrika maro izy, manana endrika maro, mitafy hodi-jank'ondry hoy ny fitenenana. Mety ho mpivavaka izy, mpianatr, mpitondra, olon-kendry, ray amandreny, sns. Satria tsy misy tandroka izy. Olon ao anatin' fiaraha-monina izy. Ianao ohatra, raha manao akanjo mitovy @ akanjon' vadiko ianao, d azoko atao v ny milaza fa vadiko ianao?
3. rijadolly ( 16/01/2012 18:07)
Ka ny tian'ny Pulm lazaina anie Jesuisla dia hoe, izay olona rehetra manana basy mitovy amin'ilay bala aloha dia anaovana fanadiadiana ny bala any aminy ohatra. mety afaka porofoina ohatra ny basy vao niasa afaka telo andro. Nihena tsy fantatra mazava hoe taiza no nampiasainy ny bala tsy eny aminy intsony. Raha tsy hoe tafiditra antsokosoko angaha ilay basy na ny bala dia tsy misy taratasy mazava ny fitondrana azy.
4. pulm ( 18/01/2012 06:00)
Ka izao ange no tiako tenenine! ohatry ny automobile ange ny basy samy manana taratasy ka raha sanatria ka mandona olona ilay fiara ka mitsoaka ary voatazona ny laharany dia mora foana ny manenjika azy, dia ohatrizay koa ny basy misy taratasy ary misy laharany ary referensany, dia ahoana moa no tsy ahafatarana izay olona nampiasa azy?
fa tsy azoko mihintsy ny tianao hazavaina??????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3723