FAHANTRANA

1. NDINDY ( 01/02/2012 08:57)
EFA BETSAKA IHANY IREO HEVITRA SY TETIKA NATAO TETO AMINTSIKA HANDRESENA NY FAHANTRANA SAINGY TOA TSY HITA MIHINTSY HATRAMIN' IZAO IZAY VOKANY. KOA RAHA MBA MISY VAHA OLANA VAOVAO HAFA HITANAREO ANY DIA MBA ATSIPAZO IHANY SAO MBA MISY MIHAINAO IHANY NY MPITONDRA. NY TIAKO HOLAZAINA DIA VAHA OLANA HAFA MIHINTSY ANKOATRAN' IZAY EFA NATAO TETO HATRAIN' IZAY. MISAOTRA INDRINDRA E !
novalian'i dadabe ny 24/03/2012 17:32
2. m.i.s.a ( 01/02/2012 11:24)
inona ary ity sora-baventy be ity e! mankarary maso
3. jesuisla ( 03/02/2012 17:48)
vahaolana. Tsy misy hevitra sy tetika hoenti-mividy vary, na manao trano. Fa ny asa ihany no hoenti-mamokatra, fa tsy misy hafa
4. jesuisla ( 08/02/2012 18:12)
andriamanitra no tompon'ny asa. tsy misy asa vanona sy mandeha tsara raha tsy eo andriamanitra. ny asa no noentin'andriamanitra nanao sy namorona ary nanangana ny zavatra rehetra, f tsy tsangakevitra
5. mirananirina ( 15/02/2012 10:59)
Tsy misy vahaolana mihitsy izy ity fa ny manana mihamanana hatrany,ary ny mahantra miha mahantra hatrany izay fona2 ny lalana tsy maintsy hizorana,raha mbola resaka VOLA.Raha ohatra ka tsy olom-belona angamba no mitondra ny fanjakana ,mety hiova izay
6. jesuisla ( 25/02/2012 14:45)
ts misy olana, ka tsy misy vahaolana. f ny olona no sarotra atao, sarotra atoro.

F inona ry neny ny loka ao? Hena sy tsaramaso. Leeeaza, tena tsy rariny kosa zany ry neny a. F angah lay akoho ts novonoina.
zay aloha no eo, zay no masaka eo, d zay zany no hoanina.
Za rangah ts ihinanana. aleoko mandeha.

nefa d tsy fantatra hoe, inona no maharatsy lay hena tsaramaso.

Ramato ô. tsaramaso sy hena indray re atao @ manaraka e.
7. vonynive ( 29/02/2012 12:19)

jesuisla:

andriamanitra no tompon'ny asa. tsy misy asa vanona sy mandeha tsara raha tsy eo andriamanitra. ny asa no noentin'andriamanitra nanao sy namorona ary nanangana ny zavatra rehetra, f tsy tsangakevitra


misaotra anao jesuisla
tsy maintsy misy ny vina (na mety ho nofinofy) na tsangankevitra vao misy ny asa
ny objectifs no mitarika ho any @ activités
ary na Andriamanitra aza dia tsy niasa raha tsy nanana vina
8. 201007jacky ( 23/03/2012 13:02)
Tsotra ihany ny ahy ny amin'ny vahaolana amin'ny fahantrana d izao : "amboarina aloha ny toe-tsaina , mila miray hina ny mpiara-monina izany hoe , ampiadiana ny vatom-panorona , dia atraka ny loha , dia velomina ny fanantenana. Ampiasaina izay fitaovana misy eo am-pelantanana (izay ananana) fa tsy hitomany randrana manendrika ny hafa.
Izay ihany aloha no azo atolotra fa misaotra dia mahafaha amin'ny fahantrana.
9. dadabe ( 24/03/2012 17:32)
manao bizina d avela malalaka ny pokona hanao bizina partout fa fehezin ny lalana ./.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.203