havam-bady

1. ni-ni ( 29/11/2013 10:40)
salama tompoko!
mba mangataka fanampiana aminareo tapaka sy namana d misaotra mialoha!
Izaho d vô 2 ans nanambadiana ary efa niteraka 1 ,ary efa nisaraka ny RaR-ko ka ny dadatoako no niantoka ahy hatrizay .Misy efatra moa izy ireo k d mifamenomeno eo . Nisy fotoana ary ny iray t@izy ireo niasa t@ zao-baviko d nisy fifamaliana t@ dry zareo k ts notohizin'ilay dadatoako intsony ilay asa moa ny karamany ts vô-regler satria ts nipoitra intsony izy nony avy eo d eo no mipetraka le olana satria ny vadiko indray no lasa iavonavonan'ilay dadatoako satria hono tokony izy no anao intermediaire-ny sy ny zao-baviko , moa io dadatoako io koa efa misy toetra rahateo satria nandritry ny fotoana nanaovany ilay asa d ts maints mangataka toaka amin'ny vadiko fôna izy isan'andro d @ 9 alina fôn vao mody nefa ny budget-nay efa voakajy tsara hany ka lasa tsy mandeha @ ze laoniny intsony ny fitantanana tao an-trano . Nisy fotoana ary nisy évènement tao aminay d inviter izy d nanala-baraka b fa sady miteny ratsy no manambany ny havam-badiko , d lasa resaka b any @ havam-badiko le izy hoe iny dadatoa-nao iny kay ôtr'zao sy izao , d inona no tokony ataoko @zany satria Izaho sady menatra ny vadiko ihany nohon'ny nataony moa izy efa diso indray no miseho miavonavona d @zao lasa ts mazoto mankany aminay intsony ny vadiko satria izy ts mahatanty anaovana fihetsika hafa2 !io dadatoanay io mantsy mbola ts manambady d miara-mipetraka @ neninay sy bebeanay .
novalian'i hadji ny 02/12/2013 08:43
2. hadji ( 02/12/2013 08:43)
salut fomban-javatra ny mikorotana kely fa izay tena ahamafy orina ny fifankatiavanareo mivady atao fa aza mihaino ny vavan'ny olona tsy ianao no niteny ny havan-dramose fa i dadatoa na dia solon'i R_Rnao aza dia mivavaha ka aza mitsahatra.
ni-ni:

salama tompoko!
mba mangataka fanampiana aminareo tapaka sy namana d misaotra mialoha!
Izaho d vô 2 ans nanambadiana ary efa niteraka 1 ,ary efa nisaraka ny RaR-ko ka ny dadatoako no niantoka ahy hatrizay .Misy efatra moa izy ireo k d mifamenomeno eo . Nisy fotoana ary ny iray t@izy ireo niasa t@ zao-baviko d nisy fifamaliana t@ dry zareo k ts notohizin'ilay dadatoako intsony ilay asa moa ny karamany ts vô-regler satria ts nipoitra intsony izy nony avy eo d eo no mipetraka le olana satria ny vadiko indray no lasa iavonavonan'ilay dadatoako satria hono tokony izy no anao intermediaire-ny sy ny zao-baviko , moa io dadatoako io koa efa misy toetra rahateo satria nandritry ny fotoana nanaovany ilay asa d ts maints mangataka toaka amin'ny vadiko fôna izy isan'andro d @ 9 alina fôn vao mody nefa ny budget-nay efa voakajy tsara hany ka lasa tsy mandeha @ ze laoniny intsony ny fitantanana tao an-trano . Nisy fotoana ary nisy évènement tao aminay d inviter izy d nanala-baraka b fa sady miteny ratsy no manambany ny havam-badiko , d lasa resaka b any @ havam-badiko le izy hoe iny dadatoa-nao iny kay ôtr'zao sy izao , d inona no tokony ataoko @zany satria Izaho sady menatra ny vadiko ihany nohon'ny nataony moa izy efa diso indray no miseho miavonavona d @zao lasa ts mazoto mankany aminay intsony ny vadiko satria izy ts mahatanty anaovana fihetsika hafa2 !io dadatoanay io mantsy mbola ts manambady d miara-mipetraka @ neninay sy bebeanay .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1877