Masina Maria Niseo Tany Mahitsy .

1. ANDRIAMENA45 ( 18/05/2014 13:12)
NISEHO TANY MAHITSY ANTANANARIVO I MASINA MARIE , SOANIROA , MAHISY A 6KM , 30KM ANTANANARIVO . BETSAKA OLONA NAHITA TOERANA IO , BETSAKA NAHAZO FAHASOAVANA , BETSAKANA NIVAVAKA , EFA NISY NAHITA SARINA FO MITEMPO , EFA NAHITA FAHAGAGANA , TOERANA MANITRA , TANY MISY TANY MASINA , MISY RANOVOASINA . JEREO PEJY GOOGLE SOANIROA .
2. hery ( 19/05/2014 14:08)
Fanamarihana teknika vitsivitsy:

1. Raha resaka Fivavahana sy Finoana ilay izy dia alefaso ao amin'ny fivavahana sy finoana fa tsy ato amin'ny resaka Fiaraha-monina.
2. Aza manoratra MAJUSCULE fa ny dikan'ireny dia toa mikiakiaka na mitrerona... na koa tezitra.

Mazotoa hatrany.
3. andrywui ( 16/07/2014 10:35)
Vahiny b angamb le akama ,,,huh


Niseho gazety v zany ry akama sa honohono lazandraha? Refa te hampalaza zavtr manko de
Setroka taimbakona ery andohasaha ery no tazanindavitra de lazaina fa masina maria mizara bonbon mitsy huhu
4. rabaradaka ( 30/08/2014 09:40)
Hitako io toerana io, ao Bejofo no miainga miakatra mankeny. Ohatry mampiesona i Ra-Bernard izay mpiandry an'io toerna io fa tena misy ambadika hafa io (aleo tsy tohizako sao manalabaraka olona). Ohatra iray ity, lazainy fa misy rano tsy mety ritra ao, nefa ilay rano taritiny amin'ny tatatra kely dia tsy hitan'ny olona. Ny katolika dia manakana ny mpino ao aminy tsy ho eny mihitsy, vavolombelon'izany aho izay sendra nankeny, hitanao fa tambanivohitra moa ny tena dia mipendrapendrana ny maso mijery izay manodidina
5. valmpa7 ( 26/05/2016 14:03)
Met arnaque koa zany io soaniroa io ra le fandeany resaka eto ar ra misy tena naazo fahasoavana teto d mba lazao azfd. Met mitov an'Anosivola kely iany nefa zay saika oany izaha fahasalamana.
6. leonaldine ( 03/01/2017 14:09)
Azafady eee firy km miala à mahitsy madeha any soaniroa azafady de firy km madeha tongotra azafady
7. leonaldine ( 03/01/2017 14:10)
Azafady eee firy km miala à mahitsy madeha any soaniroa azafady de firy km madeha tongotra azafady
8. ralaibozakapaul ( 21/06/2017 15:49)
Bonjour , azafady tompoko, aza mamazivazy ny finoany sasany, fa tsy voatery hino anao na masina Maria na setroka taimbakona, fa ny fiteny milaza hoe: avadiho impito ny lela Aloha ny hiteny, de resaka vavaka ny eto fa tsy ady hevitra ifamaliana de mahazo manontany enao raha tsy mahalala.
Ny masina Maria Reny tsara ny Mpino anie hitaridalagna atsika jiaby mandakariva,
Paul Ralaibozaka

andrywui:

Vahiny b angamb le akama ,,,huh


Niseho gazety v zany ry akama sa honohono lazandraha? Refa te hampalaza zavtr manko de
Setroka taimbakona ery andohasaha ery no tazanindavitra de lazaina fa masina maria mizara bonbon mitsy huhu
9. ralaibozakapaul ( 21/06/2017 16:03)
Mbola tsara atsika jiaby
Megniry za andeha Ary, na akory ary na akory AO, fa ny haiko direction naka andeha ary hivavaka sy andalimpinoagna zay anagnako , mbola tsy hitako toeragna io fa efa malaza am naka, foko magniry andeha ary, ary Koa , Koa fa mivavaka zeny tsy voatery a l eglise , ano na andeha am soaniroa ary, na andeha a l eglise na andeha am soanitelo, ka fa zagnahary nahary ny lanitra sy ny tany agnaty jerinao ,hivavaka amino, automatiquement homba anao ny Tompo,
MAgnaraka Koa na arnaque iro, na mpisoloky iro, iro tsy nikaiky ano tantragnono tao andeha hivavaka ary, hoy ny fiteny njagnahary ta magnangy makorely niova fo igny: ny finoanao no nahavonjy anao, ka noho izany atsika jiaby havako tehandeha ary, aza miverindalagna fa ny finoagna zay anagnanao amafisa hatrany hatrany, am octobre za Premiere fois andeha ary ary hentoko ambavaka mandrakariva zegny , misaotra , on pouras aller ensemble si vous voulez
Paul ralaibozaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2352