Fiaraha-monina

dyfisa ( 24/09/2016 08:59)
Bjr. Reny mpianakavina aho ary mandalo ady sarotra ny tokatranonay ankehitriny satria tombé amoureux am vehivavy hafa ny vadiko. Matahotra mafy aho ny ho ariany satria izy mbola tiko sy ny fitsinjov... tohiny
novalian'i tararaky ny 25/09/2016 19:29
dyfisa ( 24/09/2016 08:00)
Bjr. Reny mpianakavina aho ary mandalo ady sarotra ny tokatranonay ankehitriny satria tombé amoureux am vehivavy hafa ny vadiko. Matahotra mafy aho ny ho ariany satria izy mbola tiko sy ny fitsinjov... tohiny
toky4 ( 23/09/2016 13:42)
mety ho vita ve ny amnohitra by asan dahalo any ambanivohitra ... tohiny
novalian'i hery ny 10/10/2016 04:44
vonjyas ( 20/09/2016 10:50)
Salama daholo! Ra manome préavis lay tompontrano ve reto dia mandoa hofatrano iany ve sa tsy mandoha! Fa roahany ilay tompontrano mantsy zay dia hoe ilainy ony ny trano! Misaotra ho an'izay mamaly e!... tohiny
novalian'i Vonjyas ny 29/09/2016 05:50
lahindroy ( 23/08/2016 09:57)
Ny mpitondra eto amintsika , manomboka any amin'y farany ambany (sefo-pokotany , na talen-tsekoly ...) ka hatrany amin'ny fara-tampony (filoham-pirenena , praiministra , ministra, lehiben'andri-panjak... tohiny
novalian'i hery ny 21/09/2016 05:23
Ditrakely ( 22/08/2016 14:03)
hono oa ry reto, ilay manao recrutement lava tsy misy farany ao antsirabe ilay teleoperatrice ao amin'ny bonnara io ilay ao ambony cyber "akory aby" io ve ahoana marina fa mandefa demande d'emploi ian... tohiny
Charoumeni ( 15/07/2016 14:47)
salama e! Tsy misy saribao! Manao vary hono ny mpanao saribao! Lasa namadika daholo hono ny dokera! Marina ve zany???Izany tokoa ve no antony?? Toa tsy mampino an!... tohiny
novalian'i hery ny 21/09/2016 15:53
Rafieritreretana ( 04/07/2016 10:55)
Mitady trano misy matotoa hofaina alefaso ny offre... tohiny
novalian'i soa.tiana ny 04/07/2016 12:18
Onja.H ( 27/06/2016 12:39)
Salama ô! Enoko miresaka az it fon n namako sasany tato ho ato, ilay hoe miditra amina ''site'' iray dia na mijery ''video'' na miditra amin'ny iray amin'ireo '' fenêtre '' atolony dia maazo vola? M... tohiny
Tokoa ( 02/06/2016 06:45)
Bnjr Tsy tamana amin'ny asako aho. Efa niasa aho talohan'ny asako amin'izao. Natsoin'izy ireo aho hiasa ao aminy ary mazava ho azy fa ambony kokoa ny karama... Ankehitriny anefa dia mahatsiaro ho ts... tohiny
novalian'i Tokoa ny 05/06/2016 15:51
razafyaina2o15 ( 21/04/2016 12:31)
betsaka ny olona no tsy mahay miara monina ka tonga ny disadisa eny na dia eo @ manodidinaaza ! nef tikony hahatsapa ny tsirairay fa misy hatrany ny fifampiresahanamba hilaminan zany fiaraha mo... tohiny
Penja ( 28/03/2016 17:53)
So mba mis mahita clients mpividy produits (girofle, café, vanille) any ivelany. Fa mis manana fôntry be ! ... tohiny
menalamba ( 18/03/2016 11:27)
Miarahaba Dia efa mampihaiky sy malaza eran'izao tontolo izao ve isika @ sinto- mahery é ? Mba jereo kely ity fa mody sarina finday tsy tena izy no nampiasain'ireto vahiny teto... http://www.livele... tohiny
novalian'i 260882 ny 10/05/2016 22:34
mpilaza444 ( 16/03/2016 07:43)
Maditra ve ny zanako ary isan'andro izao dia mivoady ny hahafaty ahy. Efitra roa ny tranonay ka raha vao mandalo ny efitra misy azy aho dia asainy vonoina ny jiro kanefa tsy izy no mamono ny jiro fa i... tohiny
novalian'i endriny ny 18/03/2016 06:15
RUZ9 ( 29/02/2016 09:02)
Toa zary resabe tato ho ato ity resaka ambalavelona ity, ny valala moa misy, ny mpilaza mahay. Variana ihany ny tena nahita mpitondra fivavahana nilaza tamin'ny fahitalavitra tafiditra amin'ny tranonk... tohiny
RUZ9 ( 29/02/2016 09:01)
Toa zary resabe tato ho ato ity resaka ambalavelona ity, ny valala moa misy, ny mpilaza mahay. Variana ihany ny tena nahita mpitondra fivavahana nilaza tamin'ny fahitalavitra tafiditra amin'ny tranonk... tohiny
ericruj ( 15/02/2016 07:58)
Miarahaba daholo, Ny antony andefasako an’ity resaka ity dia hifampadinihiny entre isika rehetra satria resaka fady moa izy ireto kanefa na de izany aza, tsy midika hoe tsy ahazo hifampiresahina. ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/02/2016 14:22
entsrakotondramanana ( 03/02/2016 08:19)
natsikafon'i lalatiana rakotondrazafy tao amin'ny free fm indray ny tetika ambadiky ny hafari malagasy amin'ny fivarotana tany.hafahafa ihany aloha e!... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/02/2016 09:17
zo.miarintsoa ( 12/12/2015 12:58)
salam daol o! Ten manairan marina zan we miaina zan, ref mb met kel ny fiainanao de halan mpirai-monina ianw, tsis resak afa ts ny fanaratsian anao no resahandry zareo, ef mila ts ho tamana eo an-tanÃ... tohiny
novalian'i 260882 ny 10/05/2016 22:46
mpilaza444 ( 30/11/2015 11:41)
Olona tsy nizoviana teo amin'ny tontolon'ny serasera i Zo Andrianavalona. Mpilaza vaovbao izy io. Saingy taorian'ny fahapotehan'ny MBS dia tsy re maty tsy re velona. Fa naninona?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4829