mety ho vita ve ny amnohitra by asan dahalo any am...

1. toky4 ( 23/09/2016 13:42)
mety ho vita ve ny amnohitra by asan dahalo any ambanivohitra
novalian'i hery ny 10/10/2016 04:44
2. hery ( 10/10/2016 04:44)
Raha tena ilay dahalo fangalaran'omby sns dia tokony ho vita satria zavatra manokana mifandray be amin'ny fanondranana omby io. Tena resaka mafia gasy mihitsy. Raha voasakana ifotony izany ny fanondranana omby tsy ara-dalàna dia tsy hisy mpividy intsony ireny omby ireny dia hijanona ho azy ny fangalaran'omby.

Fa raha ohatra ka ny fangalarana sy ny asan-jiolahy dia tsy ho vita raha tsy tena miombana amin'ny fiarovana ny vahoaka ny fanjakana. Mbola betsaka ny manahirana azy ary tsy ampy vola hiantohana mpitandro filaminana mandeha lavitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4087