e! asa famitahana fotsiny ry reto fa tandremo a!

1. Ditrakely ( 22/08/2016 14:03)
hono oa ry reto, ilay manao recrutement lava tsy misy farany ao antsirabe ilay teleoperatrice ao amin'ny bonnara io ilay ao ambony cyber "akory aby" io ve ahoana marina fa mandefa demande d'emploi ianao dia asainy manao test sy formation 3 jours dia vita ny 3 jours dia asainy mijanona fa oe antsoina oe fa misy hafa indray manao test dia toy izany foana dia ataony toy izany avy ny ankizy rehetra nefa tsy misy antsoiny fa toa exploite-ny fotsiny ny ankizy dia tsy mandray ilay ankizy efa navita formation akory izy fa mody be lazao foana oe antsoina e. Dia manao recrutement tsy ankijanona isaky ny 3 jours nefa avy eo tsy misy antsoina fa karazany mi-exploité fetsy fotsiny. Izao commercial en ligne zao e! mampme be.
Mba lazao vaovao izay momba io marina fa toa mandainga fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1156