Fanofana trano

1. vonjyas ( 20/09/2016 10:50)
Salama daholo! Ra manome préavis lay tompontrano ve reto dia mandoa hofatrano iany ve sa tsy mandoha! Fa roahany ilay tompontrano mantsy zay dia hoe ilainy ony ny trano! Misaotra ho an'izay mamaly e!
novalian'i Vonjyas ny 29/09/2016 05:50
2. hery ( 21/09/2016 05:15)
Raha mandroaka izy ka manome preavis araka ny contrat dia mandoa foana ka. Mila mahazo antoka fotsiny anefa hoe ho azo ny caution rehefa miala. Ny mahatonga ny olona tsy mandoa hofantrano farany matetika dia hoe tsy alainy intsony ny caution. Nefa raha misu simba ny trano na raha misy factures tsy voaloa (jiro, rano, gaz sns) dia tokony ilay caution no hakàna azy.

3. Vonjyas ( 29/09/2016 05:50)
hery:

Misaotra betsaka e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.308