salama e! Tsy misy saribao! Manao vary hono ny mpanao saribao! Lasa namadika daholo hono ny dokera! Marina ve zany???Izany tokoa ve no antony?? Toa tsy mampino an!
Ny reko dia hoe nanondrana saribao isika ka tsy ampy intsony ny vokatra. Natsahatry ny fanjakana izany fanondranana saribao izany dia niverina tsikelikely amim'ny laoniny ny famatsiana.