lalatiana rakotondrazafy sy ny hafari malagasy

1. entsrakotondramanana ( 03/02/2016 08:19)
natsikafon'i lalatiana rakotondrazafy tao amin'ny free fm indray ny tetika ambadiky ny hafari malagasy amin'ny fivarotana tany.hafahafa ihany aloha e!
novalian'i andrywui ny 04/02/2016 09:17
2. andrywui ( 04/02/2016 09:17)
Ny fahafatarako azy ny Hafari Malagasy mpiaro ny olona manantany misy manala amin taniny no tena angadiny fa tsy mpivarotra tany a .....miteniteny foana ko matetika Lalatiana ty ....otranle resaka Shine zao tena ts izy mitsy ny kozinnn lalatiana fa mipoapoaky fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4422