Misy Tovolahy 1 Metis Afaafa Mividy Sy Mivarotra Telephone , Mangalambola Ao Antranony, Ka Very Vola Matetika Zandriny Na Ray Amandreny , Tovolahy Vilambava, Farofy Lava, Entaketany Olona, Monina Manodidina Ampatsakana, Tsy Manana Namana, Fa Mandeha Irery, Mangalambola Renimbeny, Efa Nangalatra Telephone Havana Mahamasina, Nahavita Nagalambola Toerampiasany Mamanay Tahaloha. Efa Tratra Vola Nangalariny. Tsy Mifoka, Tsy Miloka, Betsaka Tsy Tia Azy, Tsy Navita Fianarana, Efa Fatany Mpivarotra Telephone Petite Vitesse, Soarano, Analakely , Mahamasina , Ampefiloha. Tovolahy Irakiraka Sady Manarifako , Mandeha Mivavaka Irery Isak'alahady. Ahoana Hoy anareo, Efa Nangalambolany Mpanampy Niasa Tao Aminy.