TSY MANANA NAMANA
1. ANDRIAMENA45
(
18/05/2014 14:23)
MISY OLONA TSY MANANA NAMANA , SAMY MANANA NY FANDAHARAN'ANDRIAMANITRA FIAINANY , AZA MORA KIVY FA MAHEREZA , ALEO TSY MANANA NAMANA NAMANA TOY IZAY MANANA NAMANDRATSY . MILA MIBANJINA FIAINA AMINY OAVY. MILA MAKAHERY TENA. MISY TONGA MANAMBADY . MISY LASA PASITERA MISY MOMPERY SY MASERA. ARY MIJANONA HO MPITOVY. MAHEREZA.
2. booboo
(
20/05/2014 17:28)
fa maninona ianao no mikiaka² tezitra @ lohahevitrao rehetra ?
3. andrywui
(
16/07/2014 10:38)
Ok. Ry akama à ,
Tsy tezitra izy boobo fa maty le engrenage nle clavier nle ordi de tsary mety hivadika miniskila koa le maziskila à ,,tao akoury ary ....
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.125