Maninona tokoa no miady foana ny vinanto sy ny rafozana e ?

1. rabaradaka ( 30/08/2014 09:35)
Maninona tokoa no miady foana ny vinanto sy ny rafozana e ?
novalian'i shala ny 06/05/2015 01:44
2. hery ( 30/08/2014 10:17)
Exception ve izahay? :-)
Ny anay mantsy toa tsy miady izany
3. shala ( 02/09/2014 11:50)

hery:

Exception ve izahay? :-)
Ny anay mantsy toa tsy miady iza
ny

sbatr zn ninarseo ry hery,za ar ty vinanto mbol tsis nin2 f sakay$maso.hehy.
4. rabaradaka ( 11/09/2014 06:07)
mila mifandefitra e
5. vahiny2004 ( 22/09/2014 07:43)

hery:

Exception ve izahay? :-)
Ny anay mantsy toa tsy miady izany


Mifanakaiky nareo sa mifanalavitra ?
6. tiris8786 ( 13/04/2015 17:36)
miankina amin'ny tsirairay foana io fa matetika koa "ny vy tsy mikitrana irery" hoy ny fitenenana
7. peta83 ( 05/05/2015 13:34)
shala
8. shala ( 06/05/2015 01:44)

peta83:

shala

Nataoko tsy amaly fa tsy mazava amiko ny tian'peta83 atongavana fa dia toa anarako re olona no amaliany ny fantanin'olona a!beurrrrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5372