Prioritaire

1. mpisotrtoaka ( 02/02/2015 08:15)
Hamonjy fivoriana teny Itaosy aho ny alahady 01-02-2015 teo ka tany Anosizato no lalako ! Rehefa tonga teo am rond point anosizato eo amle lasantsy io d nisy cortege nialohavana motard ! Niraikitra be ny embotaiazy teo ka ts afaka mihitsy zareo na dia niezaka ny nisisika aza ! Iza no nentin'ilay fiara vitre fumé ? Asa fa sinoa mbola tena tanora tokoa ! Novohany ilay izy d nitsiriritra anay nande taksibe izy angamba (enga anie ka ho izany) ! Tsy hay na iza fa dia izao aloha ny zava-nisy ! Ireo motard tezitra mafy fa ts afaka nanohy teo noho eo ! Ireo gasy ambassadeur-tsika any ivelany any ve mba atao tahaka izany ?
2. hafahafa ( 02/02/2015 10:06)
ko tsika tsy vazaha ref any fa mbola malagasy iany ko! hi3
3. mpisotrtoaka ( 10/02/2015 07:24)
f'in ndray ! Ar valeureux ihany ange zany le hoe malagasy e ! Izy irery no ts miova ref any an-tanin'olona fa malagasy foana ! Tsy mba miova hoe vazaha izany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1299