Fitadiavana trano na hotely mora eto Paris na BAGNEUX na CACHAN (Tohiny)
1. tahianamalagasy (
21/11/2014 07:39)
Miala tsiny, fa niampy le mba ilaiko fanampiana! Raha sendra mahita trano na hotely meublé, ka mora isika, dia tena mety be amiko raha BAGNEUX na CACHAN! Dia misaootra indrindra mialoa, ary mirary soa e!