Manaja Tompoko! Sao mba mahita trano na hotely mora eto Paris isika, fa mila hatory andalana noho ireo lafo be ,izay rehetra hita! Misaotra mialoa @ fifanomezankevitra !
Paris 20 eme.Misy chambre appartement ahofa 350€ .chambre 3 fa ny sejour iray itambarana am le madama gasy anakiray.Chambre no ahofa zany fa tsy appartement iray manontolo.
Vehivavy anakiray no tadiavina eto hanofa an'le chambre.Raha liana dia andefaso MP facebook
Pap'ouz Niaina Shop.
Misy trano koa any F2 ny anle madame de mitady coloca vehivavy izy , 300€ ny anazy de any 93 fa tsy paris 75 le izy ity ny émail lantotianal@yahoo.fr ,,,vehivavy iany no ilainle madame ony fa tsy lehila a , sao de mijokojoko ao amn maizina mandady mierotra ao ka mataoatra izy ...
Misaotra indrindra namaly,fa tena nanoro hevitra tokoa ianareo! Ny olana amiko @ lay colocataire, de le samy olon-dehibe, ka sao manahirana any aoriana any ny fiaraha monona e! Na izany aza, hodinihina tsara e! mbola mamerina ny fisaorana eram-po eran-tsaina e!