O ry Fiaraha-monina o! Inona no heloky ny vehivavy no dia enjehinareo mafy loatra? Tsy fidiny ho azy ireny anie no nahatonga ny fiainany sahala @ zany fa az adia MASIAKA LOATRA e! Mety olona avya o anaty fiaraha-monina ihany no nisompatra azy nisy nanisy TSATOKA. Mba aoka izay ny fanenjehana.